26/02/2026
Ny système d'exploitation dia misy karazany efatra (04) aloa hatreto ny tena fampiasantsika dia ny :
Miankina hatahonao sy ny marika ny fitaovana ampiasaina.
Dia ampesaintsika izay matetika fahita iteny (ex: windows 98,XP, 7,8,10,11)
# Mac ndray ho an'izay mampiasa n'y fitaovana marque Apple iny misy sary paoma iny (ex:MacOs)
indray Dia ireo ampiasaina sy tele smart ireny)
ndray Dia matetika ireo Programmeur informatique no mampiasa azy (ex: Kali Lunix, Ubuntu,...)
Araoho foana ny pejy.