02/09/2025
Amin'ireny restaurant, na toerana fisakafoanana tsotra eny amoron-dalana ireny, na cyber na koa bureau, eny na fipetrapetrahana tsotra eny an-tokotany, tsy vitsy ny olona mampiasa rideau bambo amin'izao. Indrindra indrindra ny andro koa efa manomboka mafana amin'izao.
Izy io sady mateza kokoa no tsara sy tsy dia tian'ny biby kely, mangatsitsiaka no gasigasy mafinaritra, mora sy tsy mandany vola.
Jifao ato aminay, afaka manafatra hatramin'ny 40 indray maka ianao, renim-pianakaviana maro no mivelona amin'ny fanamboarana sy fikajiana azy. Ianao mitady sy manafatra ato aminay dia dia anisany sahady mitondra fanampiana ho an'ny Malagasy mpiray tanindrazana amin-tsika.
Tsy lafo akory fa tena amin'ny vidininy sahaza mihintsy.
Antsoy ary ity Laharana ity ho anao izay hanjifa hafantaranao ny vidiny : 034 65 630 57 na midira Mp avy hatrany.
Toerana : Fianarantsoa renivohitra.
Ho an'ny toerana hafa (ho alefa eto ihany raha fa afaka miditra mp dia mifampiresaka)
Misy ihany koa ny Bambo kely azo ambolena, fanaovana fefy izay liana, hanaovana decoration tokotany na anao fefy dia tena mety be ireto ( tena manja loatra izy ireto raha anaovana decoration tokotany.
Misy ihany koa ny fanaka vita amin'ny bambo izay mbola andalam-pametrahana ny fenitra sy kalitao rehetra ilain-tsika mpanjifa. Mandray ny hetahetanao izahay.
.