EGM Majunga Ofisialy

  • Home
  • EGM Majunga Ofisialy

EGM Majunga Ofisialy école de musique Antenne régionale d Egm-Madagascar

28/06/2024

Miarahaba antsika rehetra.. efa manomboka ny fisoratana anarana (inscription ) ho an'ny cour de vacances @ ty taona 2024 ity ato@ Egm Mahajanga..tongàva fa vonona hanome fahafaham-po anareo izahay.. mankasitraka tompoko

26/06/2024

Arahabaina isika rehetra nahatratra ny fetin'ny asaramanitra.. 26 Jona 2024.. dia mirary soa hatrany izahay eto@ pejy Egm

22/03/2024
21/03/2024

EGM MAJUNGA
COURS DE MUSIQUE
☎034.38.069.38

  🎸🎹🎤Pour vos cours de musique à Majunga.Ho avy ny vacances, fandrio dieny izao ny toerana fa vitsivitsy ihany!!!Discipl...
21/03/2024

🎸🎹🎤
Pour vos cours de musique à Majunga.
Ho avy ny vacances, fandrio dieny izao ny toerana fa vitsivitsy ihany!!!

Discipline: 🎹Piano, 🎸Guitare et Chant🎤

Lieu: MANGARIVOTRA, ENCEINTE GASY Etc...
Centre Ouvert tous les jours

Public: Enfant (+5 ans), Ados et Adultes
Mandray olon-dehibe ihany koa.

Inscriptions ouvertes!
Places limitées!

☎️034.38.069.38/032.04.463.57 (HB)

29/01/2024
Aiza ianareo mpankafy guitare e..Egm mahajanga ihany vonona ny handray anarel..
27/01/2024

Aiza ianareo mpankafy guitare e..Egm mahajanga ihany vonona ny handray anarel..

Examen 1er trimestre
27/01/2024

Examen 1er trimestre

Pour vos cours de musique à Majunga🎹Piano, 🎸Guitare et Autres....Lieu: Mangarivotra, Enceinte Gasy Etc..☎️034 38 069 38/...
06/01/2024

Pour vos cours de musique à Majunga
🎹Piano, 🎸Guitare et Autres....

Lieu: Mangarivotra, Enceinte Gasy Etc..
☎️034 38 069 38/032 04 463 57

15/07/2023

Miarahaba antsika rehetra panaraka ny pejy Egm mahajanga..efa nanomboka ny cours de vacances...ho anareo izay liana dia entanina mba tsy ho varim-bariana fa mihazakazaka ny fotoa,fialan-tsasatra isika zao,sady miala-voly no mandalina mozika...vonona hatrany izahay ny hizara fahalalàna ho anareo..Antsoy ny 0320446357 na ny 0343806938..

05/01/2023

Miarahaba antsika rehetra panaraka ny pejin'Egm mahajanga nahatratra ny taona vaovao 2023.mirary antsika rehetra hahita fahombiazana eo am-panatanterahana ny asa sy ny adidy miandry antsika tsirairay avy izahay...Satria mozika moa no indreketan'i Egm eto @ ty pejy ity dia mamporisika anareo izay maniry ny hianatra mozika mba hanantona ny centre fa efa miditra @ telovolana faharoa isika izao izay hanomboka ny 07 janoary 2023 izao ny fampianarana..Ireto ny laharana ahafahanao mifandray aminay mivantana raha toa ka liana ianao..0320446357-0343806938..mirary soa indrindra tompoko!

Address

Mangarivotra Majunga

401

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261320446357

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EGM Majunga Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to EGM Majunga Ofisialy:

Shortcuts

  • Want your school to be the top-listed School/college?

Share