Sampana Vokovoko Manga FJKM Ziona Vaovao Mahajanga

Sampana Vokovoko Manga FJKM Ziona Vaovao Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sampana Vokovoko Manga FJKM Ziona Vaovao Mahajanga, Religious school, Ziona Vaovao, Majunga.

Isan-keritaona Sampana Vokovoko Manga natao teto amin'ny FJKM AMBONDROMAMY.
31/07/2022

Isan-keritaona Sampana Vokovoko Manga natao teto amin'ny FJKM AMBONDROMAMY.

'' Mandehana any amin'izao tontolo izao, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra'' Marka.16.15Isaorana ny ...
10/07/2022

'' Mandehana any amin'izao tontolo izao, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra'' Marka.16.15
Isaorana ny Tompo fa tontosa omaly sy anio ny tafika Masina izay nataon'ny SVM Ziona Vaovao, niarahana tamin'ny FJKM Mahatazantsoa.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra

Akon'ny fifampiarahabana taom-baovao SVM 2022 Ziona Vaovao Mahajanga.
20/02/2022

Akon'ny fifampiarahabana taom-baovao SVM 2022 Ziona Vaovao Mahajanga.

Isaorana mandrakariva ny Tompo, fa tanteraka omaly 19 Février ny fifampiarahabana taom-baovao 2022.SVM Ziona Vaovao Maha...
20/02/2022

Isaorana mandrakariva ny Tompo, fa tanteraka omaly 19 Février ny fifampiarahabana taom-baovao 2022.
SVM Ziona Vaovao Mahajanga.
Hafatrin'ny filoha :
Aoka hirehitra mandrakariva ny jironao ry Vokovoko Manga Ziona Vaovao.
_ Aza manadino ny fiarahatsika mivavaka.
_tsarovy fa ny Tompo no nifidy anao ho mpiara-miasa aminy ao am SVM
Ho an? Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra.

Isaorana ny Tompo nohon'ny fahavitan'ny fankasitrahana an'Ato Jean Chrysostome izay nitondra n'y Sampana Vokovoko Manga ...
12/09/2021

Isaorana ny Tompo nohon'ny fahavitan'ny fankasitrahana an'Ato Jean Chrysostome izay nitondra n'y Sampana Vokovoko Manga FJKM Ziona Vaovao nandritra ny 14 Taona.
Hoan'i Tompo irery ny Voninahitra

05/09/2021

Akon'ny fihaonambe faha-7 izay natrehan'ny Sampana Vokovoko Manga Ziona Vaovao Mahajanga ny 26 katramin'ny 29 Août 2021 tany Antsirabe.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra

"Misaotra an'i Jéhovah ry Fanahiko Ary izay rehetra ato anatiko misaora n'y anarany Masina " Amen
15/08/2021

"Misaotra an'i Jéhovah ry Fanahiko Ary izay rehetra ato anatiko misaora n'y anarany Masina " Amen

Rantsana Fanantenana Ziona Vaovao Mahajanga, "Aza manahy, Ary aza matahotra azy, Nefa mahereza ankehitriny.. ka miasà; f...
11/08/2021

Rantsana Fanantenana Ziona Vaovao Mahajanga,
"Aza manahy, Ary aza matahotra azy, Nefa mahereza ankehitriny.. ka miasà; fa Izaho no momba anareo , hoy Jéhovah, Tompon'ny Maro" Deo1;29, Hag,2:4

Manasa atsika namana aman-tsakaiza tsy mahafoy n'y Vokovoko Manga, hanatrika n'y lalao famaranana football, izay atao eo...
08/08/2021

Manasa atsika namana aman-tsakaiza tsy mahafoy n'y Vokovoko Manga, hanatrika n'y lalao famaranana football, izay atao eo antokotanim-piangonana Ziona Vaovao Mahajanga, mankasitraka indrindra tompoko

31/07/2021

Faly miarahaba atsika amin'ny anaran'i Jesoa,
Izahay eto amin'ny SVM Ziona Vaovao Dia mampanofa kidoro éponge,
Koa raha Liana ianao Dia manasa anao hiantso n'y numéro 034 91 031 56
Misaotra tompoko

23/07/2021

Hivady hono ny toaka sy ny olombelona, manasa anao izahay SVM eto amin'ny FJKM Ziona Vaovao , ijery izany filma Malagasy Vokarin'ny Mpiandraikitra Rantsana Fanantenana eto am FJKM , n'y Alahady 25 Juillet ao amin'ny FJKM Ziona Famonjena Mahajanga amin'ny 4Ora

Address

Ziona Vaovao
Majunga
401

Telephone

+261349103156

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana Vokovoko Manga FJKM Ziona Vaovao Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share