Mizara Teny Mamy

Mizara Teny Mamy Zarao ato ny Zava-mahasoa ananao mba ho fifanampiana @ namana rehetra

Mirary alina mahafinaritra ho antsika rehetra @ anaran'i Tompo
26/08/2022

Mirary alina mahafinaritra ho antsika rehetra @ anaran'i Tompo

Isaory IZY nohon'ny hatsarany, sy ny Zava-tsoa omeny isan'andro🙏🏻🙏🏻
22/08/2022

Isaory IZY nohon'ny hatsarany, sy ny Zava-tsoa omeny isan'andro🙏🏻🙏🏻

Mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra
21/08/2022

Mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra

13/08/2022

Isaïe 59:1-2
[1]Voici que la main de Yahweh n'est pas trop courte pour sauver, ni son oreille trop dure pour entendre.
[2]Mais vos iniquités ont mis une séparation entre vous et votre Dieu; vos péchés lui ont fait cacher sa face, pour qu'il ne vous entende pas.

Matetika tsika olona manome tsiny lava an'Andriamanitra @ zay ataontsika rehetra. 👉🏻Manontany tena isika hoe misy tokoa va zao Andriamanitra zao, tena mihaino vavaka tokoa va izy??
Ambaran'io andalana 2 ao @ Isaia mpaminany io fa tsy fohy ny tanan'i Jéhovah fa mahavonjy, ary tsy lalondalovana ny sofiny fa mahare, fa ny helontsika no efitra mampisaraka antsika aminy ka dia tsy mihaino izy.
Meteza hiova ka hanala ilay efitra mampisaraka antsika @ ilay mpahary.
👉🏻 Miova @ fanavaozana ny Saina hamantaranareo ny sitrampon'Andriamanitra.

12/08/2022

Miarahaba antsika rehetra.
Natao ity pejy ity mba hifampizarana zava-mahasoa, anatra, Tenin'Andriamanitra ho antsika Tanora, mba tsy ho variana loatra @ rendrarendran'izao Tontolo izao

Address

Ambondrona Mahajanga
Majunga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mizara Teny Mamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category