Collège sainte Famille Ambohitraivo

Collège sainte Famille Ambohitraivo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Collège sainte Famille Ambohitraivo, College & University, Lalan'ny atody, Mahitsy.

11/02/2026

amin'ny 7:30 ny fotoanantsika rahampitso ao ampianarana. Aza adino ny fitaovana. Manao tablier.

Misaotra indrindra

Ampitampitao🙏
01/02/2026

Ampitampitao🙏

01/02/2026

Miarahaba antsika rehetra♥️🤝
Filazana : mamonjy lamesa Amin 6 Ora maraina ny mpianatra rehetra rahampitso, mitondra labozia. Misy fitsofandrano ny ankizy.♥️
Fetin'ny jiro masina rahampitso, nanolorana ny Tompo😌♥️

14/01/2026

Ndao asintsika resaka kely mahakasika ny discipline:
"Tsy natao hangeja fa natao hampandroso"

Ahoana ny hevitrao ???

16/12/2025

Efa vonona izahay😇
Araka ny fanaontsika isan-taona dia tonga indray ny fotoana hiarahantsika😇
Noelin'ny mpianatra 2025😇
Anasa antsika rehetra : ray aman-dreny, maintimolaly, isika rehetra hiara-hankalaza ny Noely aminay😇
Ny zoma 19 Desambra 2025 manomboka amin'ny 7h30mn😇🙏🏻
Misy varotra tsakitsaky ao an😇
Joyeux Noel a tous!!🎄
Tongava maro e🌲🎄

Salama daholo,Ho an'ny Mpianatra rehetra ato @ Collège Sainte Famille, Mianatra isika manomboka rahampintso.Aoka hifampi...
14/10/2025

Salama daholo,
Ho an'ny Mpianatra rehetra ato @ Collège Sainte Famille, Mianatra isika manomboka rahampintso.Aoka hifampilaza
Mirary de soa atsika rehetra

14/10/2025

Miarahaba antsika rehetra👋🏻
Miverina mianatra ny mpianatra rehetra eto amin'ny sekoly rahampitso☺

Mankasitraka🙏🏻
Zarazarao

04/09/2025

Mbola misokatra hatrany ny fandraisana mpianatra,
Ho any'ny seconde mbola misy toerana maromaro🙏🏻
Tsara ny mampahafantatra fa mpampianatra manana traikefa avokoa ny ao indrindra ny ao amin'ny classe de seconde🙏🏻

Sekoly katolika mijoro hatrany mba ho tsara ny hoavin'ny zanatsika🙏🏻🙏🏻

02/09/2025

C'est la rentre🙂
Fivoarin ny mpampianatra rahampitso Alarabia 3 Septambra, manomboka amin'ny 8ora sy sasany maraina🙂
Noho izany dia ny tapany hariva ihany no mandray ny Ray aman-dReny hampiditra ny zanany🙏🏻
Misaotra
Ampitampitao🙏🏻

30/08/2025

Annee scolaire 2025-2026
Teny manentana mandritry ny taona: "Sekoly Katolika mijoro, miaina ny Evanjely, manabe olona manontolo ho antoky ny hoavy"❤❤
TANA

30/08/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Todisoa Mürâh, Rojo Malala

22/08/2025

Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao
Aimer la page🙏🏻

Address

Lalan'ny Atody
Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Collège sainte Famille Ambohitraivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share