Hope Center of Madagascar

Hope Center of Madagascar "MAHAY TENY VAHINY,TSY VERY MANDEHA."

Miarahaba antsika izahay eto amin'ny Hope Center of Madagascar 🌺Mirary ny soa rehetra ho antsika amin'izao taona vaovao ...
01/02/2026

Miarahaba antsika izahay eto amin'ny Hope Center of Madagascar 🌺

Mirary ny soa rehetra ho antsika amin'izao taona vaovao izao!

Ny janvier no efa hifarana fa Mbola voalohan'ny taona foana isika .

COURS DE VACANCES 🌹☺️Mbola mitohy ny   cours de vacances et cours Normal eto amin'ny Hope Center of Madagascar✅Misy koa ...
12/07/2024

COURS DE VACANCES 🌹

☺️Mbola mitohy ny cours de vacances et cours Normal eto amin'ny Hope Center of Madagascar

✅Misy koa ny ho an'ny ankizy.

Langues :
👉 Français
👉 Anglais

Contact:0387100033

Toerana: Mahitsy ampitan'ny Lycée Moderne

Mirary soa ny Ray rehetra ny Hope Center of Madagascar
16/06/2024

Mirary soa ny Ray rehetra ny Hope Center of Madagascar

Salama e! Aiza daholo hitanareo ao Antananarivo ville rehetra☺️  EFA NANDRASANAREO HATRY NY ELA:🌹Tsy ho ela Dia hisokatr...
12/06/2024

Salama e! Aiza daholo hitanareo ao Antananarivo ville rehetra☺️

EFA NANDRASANAREO HATRY NY ELA:

🌹Tsy ho ela Dia hisokatra ny Hope Center of Madagascar (Annexe) ao Antananarivo (ville), nohon'ny fangatahan'ny maro :

👉Ireto avy ny offre manokana Atolotray ho anareo hanombohana azy:

🌹 FIANARANA TENY ANGLISY🌹

1)Cours remise en niveau (ho an'ny tena tsy mahay mihitsy Na kely aza.

✅Natao ho an'ny ankizy mihoatra ny 13taona , tanora ary ny lehibe
✅Cours hanomezana Na fototra matanjaka tsara ho anareo.
✅ Mpampianatra manokana efa za-draharaha ny amin'izay no mandray ao

2)Cours de Vacances :
Ho an'ny mpianatra rehetra :manomboka 4 taona dia efa raisinay an-tanana.

3)Activités créatives
Ho an'ny ankizy latsaky ny ,(hianarana teny vahiny amin'ny alalan'ny maro).

Fanamarihana:
Ho anao izay Liana,tena Voafetra ny toerana,ka afaka miantso na mandefa mp dien'izao misoratra anarana en ligne sy maka ny antsipiriany.

Contact :0387100033

Salama e!"MAHAY TENY VAHINY, TSY VERY MANDEHA"Contact :0387100033.  SADY   eto amin'ny Hope Center of Madagascar.✅90% : ...
05/06/2024

Salama e!

"MAHAY TENY VAHINY, TSY VERY MANDEHA"

Contact :0387100033.

SADY eto amin'ny Hope Center of Madagascar.

✅90% : PRATIQUE

🌹Omenay eto ary ny isaky ny Cours hohitan'ny tsirairay:

✅Cours de Vacances:
👉Inscription :5.000ar(enfant)-10.000ar(jeune et adultes)
👉Écolage:30.000ar/mois
👉Cours:Mercredi et Samedi(8h /mois).

✅ Activés Créatives:
(Pour enfant moins de 6 ans)
👉Inscription :15.000ar
👉Écolage: -40.000ar(sans fournitures)
-50.000ar(fournitures comprises)
👉Cours: Mercredi et samedi(1h30/scéance)
(12h/mois)

✅Cours Spécial Samedi ou Mercredi :
👉 Inscription :5.000ar(enfants)-10.000ar(Adt)
👉Écolage:-20.000ar/mois(enfants)(8h/mois)
-25.000ar/mois(Adultes)(12h/mois)
👉Cours:Au choix(Samedi ou Mercredi)

✅Cours Normal:
👉 Inscription :10.000ar(enfant ou Adultes)
👉 Écolage :-35.000ar/mois(enfant):16h/mois
-45.000ar/mois(Adultes):20h/mois

✅Iray ihany ny toerana misy ny eto Mahitsy sao voafitaka:

Toerana : Mahitsy ampitan'ny Lycée Moderne Mahitsy.

Contact :0387100033

Salama indray e!👋Avereno vakiana indray mandeha ity teny filamatra ity,dia ezaho takarina ny hevitra:"MAHAY TENY VAHINY,...
04/06/2024

Salama indray e!

👋Avereno vakiana indray mandeha ity teny filamatra ity,dia ezaho takarina ny hevitra:

"MAHAY TENY VAHINY,TSY VERY MANDEHA".

✅Aiza ilay tsy mahay mihitsy?
✅Aiza ilay ratsy note foana any am-pianarana?
✅Aiza ilay menatra tsy sahy miteny mihitsy?
✅Aiza ilay tsy afaka mihitsy isaky ny manao ?

Izahay vonona fa ianao no andrasana!

✅Mandray na ankizy na tanora na Lehibe.

😊Toerana iray ihany oa no misy ny eto Mahitsy!(Tandremo Sao voafitaka)

✅Ampitan'ny Lycee Moderne(1er etage ao amin'ny Batiment Aigle d'or).

Contact: 0387100033

Salama e!☺️Ho anareo rehetra efa nisoratra anarana ary dia ireto indray ny fidirana vaovao eto amin'ny Hope Center of Ma...
01/06/2024

Salama e!

☺️Ho anareo rehetra efa nisoratra anarana ary dia ireto indray ny fidirana vaovao eto amin'ny Hope Center of Madagascar 🌹

Nouvelle rentrée :
✅ Mercredi 12 juin 2024
✅Samedi 15 juin 2024

Mitohy hatrany ny fandraisana ny ankizy sy ny tanora hanao ny:



Mitohy koa ny fandraisana ny olon-dehibe:
✅Mbola tena tsy mahay mihitsy
✅Hanamafy ny efa hay

🌹Aza misalasala mfandefa na manantona mivantana raha mila fanazavana fanampiny.

0387100033
MAHITSY

Salama e!"MAHAY TENY VAHINY,TSY VERY MANDEHA"✅Te hahita asa tsara kokoa ?✅Maniry ny hiasa any Ivelany?💵💸✅Maniry hahomby ...
01/06/2024

Salama e!
"MAHAY TENY VAHINY,TSY VERY MANDEHA"

✅Te hahita asa tsara kokoa ?
✅Maniry ny hiasa any Ivelany?💵💸
✅Maniry hahomby kokoa amin'ny fianarana?

Contact :038.71.000.33




Nohon'ny fangatahan'ny maro,te hianatra mafy anefa tsy ampy ny enti-manana dia indro ary :

INDRINDRA SADY

🌹Ireo mpianatra manomana ny hoaviny miaraka amin'ny Hope Center of Madagascar.

Inscription : seulement à 5.000 /10.000ar

1) Samedi
2)
3) Mercredi et Samedi
4) pour enfant moins de 6ans

✅Misy fihenam-bidy goavana avokoa ny saram -pianarana ho Fanomezana fahafaham-po ny rehetra sy ho fanampiana manokana ny ankizy sy ny tanora ary ny lehibe😊

👉Tokana ihany ny toerana ahitana ny Hope Center eto Mahitsy.

✅Toerana: Bâtiment Aigle d'or ,ao amin'ny rihana voalohany ☺️

Contact :0387100033

*MAHAY TENY VAHINY, TSY VERY MANDEHA "0387100033 raha Mila fanazavana fanampiny
29/05/2024

*MAHAY TENY VAHINY, TSY VERY MANDEHA "
0387100033 raha Mila fanazavana fanampiny

Salama e!"MAHAY TENY VAHINY ,TSY VERY MANDEHA".  Ity no   indrindra sady farany eto amin'ny Hope Center of Madagascar .1...
29/05/2024

Salama e!
"MAHAY TENY VAHINY ,TSY VERY MANDEHA".




Ity no indrindra sady farany eto amin'ny Hope Center of Madagascar .

1)Cours de langues : Français et Anglais
Ho an'ny:Ankizy ,tanora ary ny lehibe.

2) Activité Créative: ho an'ny Zaza latsaky ny.

3)Cours en Informatique.

Iray ihany ny toerana misy ny HOPE CENTER eto Mahitsy :
👉 BÂTIMENT AIGLE D'OR, PREMIÈRE ETAGE

Ny MAMPIAVAKA ny ?
👉Fanomezana mafy Sy tsara ho an'ireo tena Mbola tsy mahay mihitsy.
👉Manana kely ihany koa ahafahana mampitombo ny fahaizana.
👉Voafetra ny isan'ny mpianatra isaky ny kilasy
👉Mpampianatra matihanina
👉Ambiance mahafinatra
👉Toerana hianarana milamina Sy mahatamana Ary manokatra ny saina.

💪Agréé par l'Etat ihany koa mazava ho azy.
Ka raha maniry hanamafy Na vao hanomboka hianatra Dia HOPE CENTER OF MADAGASCAR misokatra ho an'ny rehetra.

0387100033

Miarahaba ny Reny rehetra izahay eto amin'ny Hope Center of Madagascar 🌹
26/05/2024

Miarahaba ny Reny rehetra izahay eto amin'ny Hope Center of Madagascar 🌹

Address

Mahitsy
Mahitsy

Telephone

+261387100033

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hope Center of Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Hope Center of Madagascar:

Shortcuts

Share