04/06/2026
LYCÉE Prive CPE Majunga
Maniry fianarana matotra sy manaraka fenitra?
Tongava ao amin’ny Lycée Privé CPE Majunga!
🔹 Kilasy misokatra: Second - Première - Terminale
🔹 Fampianarana mivoatra sy manara-penitra
📞 Antsoy izahay amin'ny 034 46 160 46
04/06/2026
03/06/2026
🚨🚨🚨🚨📖
👉 Betsaka amintsika mpianatra hanala fanadinam-panjakana no tena mbola miahiahy fatratra amin'izao famaranana ny taom-pianarana izao hoe aiza no ho raisina.
☀️ Aza matahotra ianao fa Tonga ny fotoana hanalantsika izay tahotra ao aminao izay.
🚨🚨Izahay ato amin'ny vondrona
📚📚GROUPE CPE MADAGASIKARA
📚📚 COURS CPE MAJUNGA
📚📚 LYCÉE PRIVÉ CPE MAJUNGA
Dia manolotra ho anao ny tolotra nampiavaka anay hatramin'izay
🆘🆘🆘🆘👉👉FARADOBOKA👈👈🆘🆘🆘🆘
↪️🎯 BEPC
↪️🎯 BACC
📳☎️ 034 46 160 46 - 034 31 992 12
🛣️ Toerana 👉 Plaque barday SOTEMA
👉 Villa Assadour mangarivotra, akaikin'ny Saint Jeanne d'Arc
01/06/2026
Ny COURS CPE sy Kay FM 96.2 dia manolotra ho anao…
🌟TANTSOROKA BAC 2026 Izay hanampiana ireo mpianatra hanala fanadinana Bakalorea
Izany dia hatomboka ny 1 Jona 2026 amin'ny 8 ora Hariva
Afaka arahina mivantana ao amin'ny Kay FM, sy ny pejy facebook Lycée Privé CPE Fianarantsoa sy COURS CPE Fianarantsoa ary afaka mametraka fanotaniana mivantana,
28/05/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Mahajanga
401