Hello guys 🇺🇲
it's been a while? hasn't it?
So,how is everything here ?
Learn English with Fah
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Learn English with Fah, Tutor/Teacher, Mahajanga.
🇺🇲NDAO HIANATRA TENY ANGLISY🇺🇲🇲🇬
👉"THE MORE YOU LEARN, THE MORE YOU EARN"👈
This page can help you to improve your English language 🇺🇲 ,so,
LET'S SPEAK ENGLISH WITH CONFIDENCE 📝🇺🇲
Aona ny hevitrao :mañana certificat en anglais nefaa tsy Mahay miresaka
Sa Mahay miresaka am anglais nefa tsy mañana certificat?
25/04/2026
Inonaa no dikany hoe:
🇺🇸"no way"
amin'ny teny Malagasy 🇲🇬 ?
Lazaoo ao amin'ny commentaire Ary oe ☺️
de aza adino ny partage sy mi follow ny pejintsika
Good morning everyone! ☺️
🇺🇸How are you doing ?
(manao aona ny fahasalamanao)
18/04/2026
's Vocabs
🇺🇸A nosy person 🇺🇸 no fiantsoana an'ireny olona
🇲🇬tia midikiditra amin'ny fiainan'olona renyy
👉Eg: She asked me how much I earn per month. What a nosy person.
(Nanontany anah IZY oe otrinona isambolana no vola raisiko, tena vehivavy mpidikiditra amin'ny fiainan'olona a)
✔️Noho izanyy,
🇺🇸To be nosy = midikiditra/mitsikera fiainan'olona
Alefaso ao amin'ny commentaire Ary oe ny exemple AVY aminaareo☺️
Wish you a fantastic Saturday 🥰
Inona am temps ny verbe🇺🇸 Zao tena manahirana anareo f hozavaiko eto?
advice to help you to speak English quickly and confidently 🇺🇸🇲🇬
TOROHEVITRA hanampy anao hiteny Anglisy haingana Ary ampatokisantena🇺🇸🇲🇬
15/04/2026
Hey guys 👋
Fantatrao Ve ny fiantsoana ny lehilahy "poketra vy" amin'ny teny Anglisy 🤔
👉Valiny:
🇺🇸a stingy man.
✔️To be stingy= kahidy na poketra vy ozy tsika Zay🇲🇬
👉eg: the majority of men are stingy.I don't know why.(ny hakamaroan'ny lehilahy dia poketra vy avokoa.tsy fantatro oe fa maninona.)
❌tsy ny lehilahy iany fa misyy koa ny vehivavy tena poketra vy be aa😅
so my question is like this guys:
🇺🇸 Would you mind dating a stingy person nowadays?(tsy mampaninona anao Ve ny miarakaa amin'ny olona kahidy amin'izao vanimpotoana izao?)
💓Manasa anao Ary amaly fanontanina ao anaty commentaire @ teny anglisy e,dia aza adino iany koa ny partage ☺️
Aona ny miteny oe
"tsy fanahiniko" (tsy kiniako)
amin'ny teny Anglisy 🇺🇸 ??
Ny olona ratsy iany Ono no milofotra mianatra teny Anglisy?🤔
aona ny hevitrao amin'izany?
Click here to claim your Sponsored Listing.