MTC Mahajanga

MTC Mahajanga

Share

Master languages to the highest level. Speak with Confidence and Clarity.

Photos from MTC Mahajanga's post 03/09/2025

CONGRATULATIONS AGAIN ON YOUR SUCCESS, GUYS !🇬🇧 🇺🇸 🇨🇵🎉🎊🙏🙏

☑️ Mbola misokatra ny fisoratana anarana ato @ MTC.

☑️ Ireto avy teny vahiny misy ato @ nay :

🔷 Anglais
🔷 Français
🔷 Italien
🔷 Espagnol

☑️ Inona avy ireo TOMBONTSOA NAO nisafidy MTC.

➡️ ACTIVITÉ Maro toy ny
SORTIE sy PRATIQUE any ivelany toeram- pianatana.

➡️ MAHAZO CERTIFICAT rehefa nahavita fianarana nandritran'ny 03 volana.

📢Nouvelle rentrée : Dimanche le 07 septembre 2025.
📞0341192743/03248 62543

01/09/2025
Photos from MTC Mahajanga's post 24/08/2025

CONGRATULATIONS, ALL OF YOU GUYS🎉🎊🙏
Mankasitra anareo mpianatra, nahatontosa fianarana teny vahiny Anglais 🇺🇸 Français 🇨🇵 nandritran'ny telo volana tato amin'ny MTC ( Multilingual Training Center).
☑️ PROMOTION : MANDRESY (2ème promotion).

☑️ Inona no mampiavaka MTC @ maro? Tsy mihazakazaka @ famoahana promotion haigana fa Mila vokatra tsara ary afa- po tsara ny mpianatra rehetra, no sady voaharamaso ny fahaizany.

✔️ Ireto avy langues misy ato @ MTC:
🔷 ANGLAIS
🔷 FRANÇAIS
🔷 ITALIEN
🔷 ESPAGNOL

☑️ Nouvelle rentrée Dimanche le 07 septembre 2025, place limitée, 04 fois par semaine.
📞 0341192780/0324862543

Photos from MTC Mahajanga's post 16/06/2025

Notanterahina tany amin'ny petit plage omaly Dimanche 15 juin 2025 sortie ireo mpianatra ato amin'ny MTC ( Multilingual Training Center ) izay mandalina fiteny vahiny : Anglais 🇺🇸 , Français 🇨🇵 .

Nanao fampiharana amin' ireo tompi-teny , mba tsy ho Zava- poana ireo Zavatra nianarana tany amin'ny centre , ary nianatra no sady nialavoly.

- Inona ve ny olana ?

- Tsy mahay miteny vahiny vé ?

👉Aza misalasala manatona fa
MTC Solution.

" Let's boost your language skills"

29/05/2025

Happy Ascension day to you all.

25/05/2025

Happy Mother's Day to all the moms who love unconditionally and thank you for everything ♥️

15/05/2025

Hello! 👋
Follow 👉 MTC Mahajanga.

20/04/2025

Happy Easter Everyone! 🎉🎉

18/04/2025

Hello everyone !
Let's learn languages together.
Follow 👉 MTC Mahajanga.

13/04/2025

Hello everybody !
Vocabulaires du jour 🇺🇸🇨🇵
"phrasal verbs"
Follow 👉 MTC Mahajanga.

- Turn on : allumer
- Turn off : éteindre
- Pick up : ramasser
- Put on : mettre
- Get in : entrer
- Get out : sortir
- Take out : sortir (ou enlever)
- Grow up : grandir
- Go out : sortir
- Come in : entrer
- Look for : chercher
- Throw away : jeter

Want your school to be the top-listed School/college in Mahajanga?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ambondrona
Mahajanga