23/09/2025
Mieux comprendre votre chien pour mieux s'entendre 🤗
🐾
Obéissance de base et avancée , Éducation , Modification comportementale , Agilité amusante ,Sns...🐾
23/09/2025
Mieux comprendre votre chien pour mieux s'entendre 🤗
🐾
09/09/2025
🇲🇬 Ity indray ary ny fotoanantsika mpankafy alika manaraka.
🐺DOG BREEDER SHOW🐺
Izay ho tontosaina any Toamasina ny Sabotsy 08 Novambra 2025 ao amin’ny "Chez Christian"
Amin’ny maha hetsika ho an’ny mpiompy alika azy dia hisy trano eva fampirantiana karazana alika maro amin’io, hisy ihany koa fampirantiana sy fampisehoana ataon’ireo mpisehatra sy matihanina amin’ny resaka alika maro.
🔹️Ny "Évaluation" hidirana amin’ny Livre Annexe an’ny LOMAD (LALOMAD) dia hisokatra ho an’ny Berger Allemand, Malinois, Cane Corso, Doberman, Rottweiler, Amstaff, Husky de siberie, Samoyède ary Coton de Tulear.
💰Ny saran’ny "evaluation" ho an’ny alika iray dia:
- 50.000ar monja ny 15 Septambra hatramin’ny 30 Septambra 2025.
- 60.000ar ny 01 Oktobra hatramin’ny 31 Oktobra 2025.
📌Ny taona farany ambany ho an’ny "Evaluation" dia ireto manaraka ireto:
- Coton de tulear: 6mois
- Amstaff, Husky ary Samoyede: 9mois
- Berger Allemand, Malinois, Cane Corso, Doberman ary Rottweiler: 12mois
📅Ny Alatsinainy 15 Septambra no hisokatra ny fisoratana anarana ahafahanareo miomana.
👇Ho an’ireo mpiompy na mpisehatra amin’ny tontolon’ny Alika maniry hanofa trano heva dia manasa anareo handefa MP amin’ny pejin’ny ACYM na handefa e-mail mivantana amin’ny [email protected] na koa hiantso mivantana ny 0388643066.
🇫🇷 Amoureux des chiens, voici votre rendez-vous incontournable !
🐺 DOG BREEDER SHOW 🐺
Se tiendra à Toamasina, le samedi 08 novembre 2025, au « Chez Christian ».
En tant qu’évènement dédié aux éleveurs de chiens, il y aura :
Des stands d’exposition de différentes races de chiens.
Des présentations et démonstrations réalisées par des professionnels et passionnés du monde canin.
🔹 Évaluation pour l’inscription au Livre Annexe de la LOMAD (LALOMAD)
Ouverte aux races suivantes : Berger Allemand, Malinois, Cane Corso, Doberman, Rottweiler, Amstaff, Husky de Sibérie, Samoyède et Coton de Tuléar.
💰 Tarifs de l’évaluation par chien :
50 000 Ar du 15 au 30 septembre 2025
60 000 Ar du 1er au 31 octobre 2025
📌 Âge minimum requis pour l’évaluation :
Coton de Tuléar : 6 mois
Amstaff, Husky, Samoyède : 9 mois
Berger Allemand, Malinois, Cane Corso, Doberman, Rottweiler : 12 mois
📅 Ouverture des inscriptions : lundi 15 septembre 2025
👉 Pour les éleveurs ou acteurs du monde canin souhaitant louer un stand, veuillez envoyer un MP sur la page de l’ACYM ou écrire directement par e-mail à : [email protected] ou appeler au 0388643066.
ACYM Madagascar ✍️
05/06/2024
🥰 Saika nitovy ny tarehinay eh 😂
01/06/2024
Petit retour sur l'événement MDS 😋
Mada Dog Show 2K24 😍
Nine k9 sa tsy Nine K9 ôh 🥰
Merci à mes équipes✌️
Mafy tsika 💪
Respect lisany 😁
14/05/2024
Salama ,
Ho raiketinay an-tsary ny fikotranana natao ny Alahady lasa teo. 😍
Mafimafy ny kotrana omaly ka dia mino aho fa ahitana vokatra ireny ezaka niarahantsika ireny , 😉
Misaotra betsaka anareo nahatoky anay , misaotra an'ireo mpiaramiasa rehetra izay nahatontosa ireny hetsika ireny ,ka dia misaotra erampo erantsaina tompoko oh ❤️
Any amin'ny mada dog show izay ho tontosaina ny sabotsy sy alahady hoavy izao isika mihaona 😎
Manantena fahombiazana sy fandresena hoantsika rehetra. 😉
Mankasitraka tompoko ☺️
🥰 Nine k9 Madagascar 💪
12/05/2024
🙃 Mieux comprendre votre chien pour mieux s'entendre 😘
🐾 🐾
08/05/2024
Préparation Mada Dog Show 😊
Alahady fikotranana farany alohan'ny hiatrehana ny Mada dog show ny 12 Mai 2024 , izay iarahana amin'i SOS Vétérinaire Madagascar sy i KIT n'ALIKA , sy i ANDRIAMISAINA LEGACY Kennel , sy i L'élevage du Temple Olive : une passion à partager - Les ATO / LTO / PTO. , sy i Château des Légendes ary ny ekipan'i Bouba Bear Sam - La Page 😉
Araka ny fandaharampotoana dia :
- Mini randonnées
- Séance socialisation
- Pré-évaluation
- Handling sessions
- Jeune Handler
- Démonstration avec l'équipe Nine k9 Madagascar
Ny toerana dia tsy miova fa eny ampitan'ny Parking art malagasy , misy terrain eo dia midina amin'iny lalana iny. 😊
Manomboka amin'ny 9 ny fotoanantsika eny .
Paff: 5000 ar par personne
Fanazavana fanampiny 0344897779 ( Dogilah Légende Velona )