AinaDigit

AinaDigit

Share

Créé par FANOMEZANTSOA Findraniaina Pierre Shellino.

AinaDigit est un projet numérique éducatif visant à rendre la technologie accessible à tous grâce à des formations simples et pratiques, afin de réduire l’inégalité numérique.

24/07/2026

🛜Partage Wifi 👉 Wifi

Raha ny mahazatra dia ny partage Données @ alalan'ny Point d'accès, fa @ ty ndray de wifi mihintsy no Partagena



23/07/2026

💡 Mbola manao ny asa rehetra amin'ny tanana ve ianao?

Na olontsotra ianao, na Entreprise, afaka manamboatra fitaovana nomerika mifanaraka tanteraka amin'ny filanao izahay.

🎯 Lazao anay fotsiny ny olana sedrainao isan'andro. Izahay kosa no hamadika izany ho vahaolana tsotra, haingana ary mahomby.

✅ Application Android
✅ Logiciel Windows
✅ Système fitantanana
✅ Outils automatique hanamora ny asa

Tsy vitan'ny hoe manao izay angatahinao izahay, fa manampy hevitra sy fanatsarana mba hahazoanao vokatra mihoatra noho izay noeritreretinao.

💰 Tsy gratuit, fa prix tsy hamono anao. Ny tanjonay dia ny hanome vahaolana tsara amin'ny vidiny takatry ny rehetra.

📩 Manorata "INFO" na alefaso mivantana ny hafatra dia andao hiresaka ny tetikasanao.

20/07/2026

✅ Application VAROTRA
Tsy hanenina ianao

19/07/2026

🫡🙏✅Hifarana rahapitso 20 juillet ny Promotion apk varotra, raikitra fa 10000 Ar ny vidiny,

🙏 Mankasitraka indrindra anareo tamin'ny fanohanana 🙏




15/07/2026

🎵SUNO Astuces

Somary lava ny vidéo fa ialàna tsiny




10/07/2026

SCAN Version 1.8
Soraty S raha haka azy ianareo, aza miditra mp tsony fa ao am commentaire iany manoratra S

07/07/2026

🔥SCAN Application Maimaimpoana !
Aza maroratra tanana ny numéro ny carte à gratter Intsony

Ao @ commentaire ao ny lien 🫡🫡🙏



06/07/2026

✅ Application Gratuite Hoan'ny rehetra

Efa nisy otr'az ty any fa nenay ty somary natosikay misy2 kokoa mba tena hanongotra ny olana hatrany @ fakany.




04/07/2026

🔥 MBLÔLA TSY NISY ÔTRAN'ITY
Application vita Malagasy manampy Ireo MPIVAROTRA
✅Promo atram 20 juillet raha feno 100 ianareo no mikomandy de lasa 10000 ar ny vidiny rahatoa ka 20000 ar ny tena vidiny
Raha mahatratra hatram 1000 kosa ny komandy de lasa 1000 ar n vidiny 💥

Dingana 1: Miditra MP avy hatrany ze haka, mblôla tsy mandefa vola.

Dingana 2: Ref Tapitra ny 20 juillet de miroso @ fandefasana paiement ianareo, mety ho 10000 ar na ilay 1000 ar

Dingana 3: Alefako aminareo ilay apk, ❌Misy code ilay apk ka izay voamarina fa nandoha ihany no mahazo ny famahàna azy, ary tsy afaka afindra Xender mazava hoazy, (hafa ny vidin'ilay apk azo afindra)

❌Marihina fa tsy misy olokafa akotran'ahy iany no handray anareo, Arnaque ny akôtranahy.

Ary numéro : 0347720585
Io iany no azonareo antsoia




26/06/2026

✅ HOAN'IREO MPIVAROTRA
Application namboarin'i AinaDigit mba hampalaky sy hahatsara 3 fois plus ny fitantanana ny Tsenanao.

Midira mp ze ni-commande @ vidiny sakinao tsara mints 🫡



Want your school to be the top-listed School/college in Mahajanga?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antanimalandy
Mahajanga
401