Salama o, cours des vacances : Français , Anglais :
rentrée : 4 juillet
Droit : 25000ar par langue
Classe de 9e au terminale :
Info : 0324989862/0340471071
Place limité
CCA groupe Tranding
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CCA groupe Tranding, Education, Lot 4, secteur 4, AMPASIKA, près du parcage régional, Mahajanga.
FAHGRACE CENTER MAHAJANGA. PROCHAIN RENTRÉE 9 MAI 2022
COURS DES LANGUES ETRANGERES : FRANÇAIS, ANGLAIS, CHINOIS, ESPAGNOL, ITALIEN, ALLEMAND
AMPASIKA A CÔTÉ AGRIVET.
MISOKATRA HO ANAO IZAY LIANA AMIN'NY FIANARANA TENY VAHINY NY FAHGRACE CENTER. AZA MISALASALA FA VONONA HANDRAY ANAO MA'DRAKARIVA IZAHAY. HO ANAO IZAY HANAMAFY NA MBOLA TSY MAHAY MIHINTSY AZA, MANANTONA FA VONONA HANOME ANAO NY SOA IZAHAY.
Bonne et heureuse année ! HO ANTSIKA ETO MAHAJANGA, MISOKATRA NY FANDRAISANA MPIANATRA HO ANAO IZAY LIANA HIANATRA TENY VAHINY AMIN'IRETO TENY IRETO : FRANÇAIS, ANGLAIS, ALLEMAND, ESPAGNOL, CHINOIS, ITALIEN. NY FIDIRANA DIA NY ALATSINAINY 10 JANVIER 2022, VOAFETRA NY TOERANA, NY SARAM-PIANARANA NATAO MIRARY, NY MPAMPIANATRA EFA ZA DRAHARAHA. MOSY NY COURS DU JOURS ET SOIRS ARY NY ACCÉLÉRER. AZA MISALASALA. 0340471071/0324989862
Misokatra ny fidirana vaovao ato @ Fahgrace center, 12 juillet Zao, hoan'ireto langues ireto: Français et Anglais, Allemand, Espagnol, Chinois, Italien. Mîsy koa n'y spécial cours des vacances. Misokatra ihany koa n'y fandraisana kilasimandry zazalahy classe de 9eme hatramin'ny université. Fa azavana fanampiny 0340471071/0324989862. Aza misalasala fa vonona hanampy anao izahay.
EFA MISOKATRA NY FANDRAISANA MPIANATRA IZAY LIANA HANARAKA NY FAMPIANARANA AMIN TENY VAHINY ATO @ FAHGRACE CENTER. MISY NY COURS DU JOURS, COURS DU SOIRS, COURS ACCÉLÉRÉES HO ANIZAY MAIKA. KOA AZA MISALASALA FA VONONA HANAMPY ANAO NY FAHGRACE CENTER.
Mbola mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra liana hahay teny vahiny. Tongava fa ny sarampianarana dia mirary tokoa. Ny fampianarana tonga de mianatra miteny, na phase pratique no atao, araraoty fa aza variana. Fahgrace center, vonona hanome fahafahampo ho anao mandrakariva.
PROMOTION pour confinement. Tsy misy ecolage fa droit 20.000 ar monja, ao anatin un mois et demi, fidirana 15/06 hoavy izao. Taranja Francais sy Anglais. Aza tara misoratra anarana fa voafetra ny toerana.
NY TSARA HO FANTATRA: NY COURS PARTICULIER NA ACCELEREE DIA TAHAKIZAO NY FAHARETANY : FRANCAIS 3 semaines, : 3 semaines, ESPAGNOL : 3 semaines, CHINOIS 1 mois, ITALIEN : 1 mois, aza misalasala fa azo atoka ny fahalalana omena anao. Miantsoa raha mksy hanampiana anao. Misaotra!
Misokatra ny fidirana vaovao ato @ fahgrace center, misy ny cours normal, misy ny cours accélérés, ko aza misalasala ho anao izay liana dia afaka miantso mivantana.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Mahajanga
401