06/03/2026
📢FORMATION CAPACITÉ BAJAJ ETO MAHAJANGA 📢🛺
Efa misokatra ny inscription ho antsika izay liana eto amin'ny Auto-école Nirina
Aza tara ary o 🙋🏻♀️☺️
fans
École de conduite
06/03/2026
📢FORMATION CAPACITÉ BAJAJ ETO MAHAJANGA 📢🛺
Efa misokatra ny inscription ho antsika izay liana eto amin'ny Auto-école Nirina
Aza tara ary o 🙋🏻♀️☺️
fans
15/02/2026
fans
13/02/2026
Mankahery anareo namana ao Tamatave izahay rehetra aty amin'ny faritra
Ary mahatsiaro am- bavaka anareo ihany koa
Utilisation de l’embrayage
L’embrayage est la pé**le de gauche
Il sert à démarrer, changer de vitesse et s’arrêter sans caler.
Positions importantes :
Appuyé à fond → moteur séparé des roues
Point de patinage → la voiture commence à avancer
Relâché → conduite normale
Démarrer :
Embrayage à fond → 1ère vitesse → relâcher doucement
Accélérer légèrement au point de patinage
Changer de vitesse :
Lâcher l’accélérateur → embrayage → changer → relâcher → accélérer
S’arrêter :
Freiner → embrayage → point mort
À éviter :
Relâcher brusquement
Garder le pied sur l’embrayage
Accélérer trop fort
👉 Règle d’or : embrayage lent, accélérateur doux.
Auto-école Nirina
fans
02/10/2025
Salama e 🙋🏻♀️
Fanehona an-tsary Kely amin'ny ampaham-pampianarana Taty Maevatanana
Ireto avy ireo laharana afahana mahazo ny Auto-Ecole Nirina Maevatanana :
033 92 497 88 / 032 38 353 63
Enjana hoa n'y technologie 😅
Salama daholo oh
Tsy misy fianarana pratique amin'ny Lundi 1er septembre zao fa Mardi le 02 septembre daholo no manomboka ny pratique
Auto Ecole Nirina Mahajanga
fans
29/08/2025
fans
22/08/2025
Tandremo zao ry mpamily hajaina
Mafimafy ny RN4 sy RN6 tena mila fitandremana be, raha tsy de ampy torimaso ny chauffeur na tsy de havanana de aleo mandeha mora.
20 Aout entre 16h30 - 19h, anelanelan' Andriba sy Manerinerina :
🚨 4x4 Toyota nialala lavaka no nivadika.
🚨Camion nanaraka sisin'goudron (mety niala ilay nifanena taminy) no nivadika ihany koa.
🚨Sprinter nifanena tam Camion nivadika ihany koa, Asa oe nisy maty ve fa tsy afaka nijanona fa efa misy mihira-pivavahana ny olona niandry ny gendarme teo.
Mirary fihononana ho an'ny mana manjo, fankaherezana ho an'ny simba fananana, fahasalamana ho an'ny naratra.
Mitsaka Dï