OM formation

OM formation

Share

A tous mes ami FB bonjour que la bénédiction de dieu ver nous Amen

13/10/2022

ok

11/10/2022

ok

11/10/2022

ok

10/10/2022

ok

NY VADY HENDRY:

F A N O N T A N I A N A : Iza ireo vady hendry??? Ary ahoana ny toetran’izy ireo???

V A L I N Y : Ho fintinina ato amin’ireto teboka valo ireto no atao hoe VADY HENDRY :

1-Ny vady hendry dia izay manakona kileman’ny vadiny sy mitazona izany ho tsiambaratelony.
2-Ny vady hendry dia ilay miharitra mafy amin’ny fahantran’ny vadiny ary tsy be taraina any amin’ny fianakviany.
3-Ny vady hendry dia ilay mitazona tsiambaratelon’ny tokan-trano mba tsy hivoaka any ivelany.
4-Ny vady hendry dia izay mihaino ny voalazan’ny vadiny ary manatanteraka avy hatrany izay ampanaoviny, tsy be fanontaniana ary tsy be famaliana.
5-Ny vady hendry dia izay manaja ny tenany amin'ny alàlan’ny fitafiana maontina anaovany andavanandro, fa mihaingo fatratra manoloana ny vadiny.
6-Ny vady hendry dia izay mampiray sy mahay mifandray amin’ny fianakaviam-badiny.
7-Ny vady hendry dia ilay mahakarakara sy mahakolokolo ny vady aman-janany ary tsy hianteherany amin’ny hafa ny andraikiny.
8-Ny vady hendry dia ilay tsy mivoaka ny tranony raha tsy efa nahazo alàlana tamin’ny vadiny ary mampahafantatra azy izay toerana rehetra alehany sy ny zavatra ataony.

FEHINY : NY VADY HENDRY DIA TSY ILAY TSARA TAREHY FA ILAY TSARA FITONDRAN-TENA.

Ny lelahy no ato hoe haka vady fa tsy ny vevavy no haka vady,

😊

(Nindramina)

Photos from Fahasalamana+'s post 10/10/2022

ok

Want your school to be the top-listed School/college in Mahajanga?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Mahajanga