12/01/2026
Fantatrao ve fa Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Madagascar ianao?
OHATRA VITSIVITSY:
Ny sandan'ny vola Sinoa 1¥ = 700ariary
-Ecouteur Bluetooth: 2¥ = 1400ar any chine
Madagascar:10 000ar .
-Mi-Mi Speaker Bluetooth: 5.20 ¥ = 3 640 Ar any Chine
Eto Madagasikara= 25 000 Ar ny vidiny eny antsena!
Tombony: mihoatra ny 500%
-T-shirt Fashion Unisex: 8.60 ¥ = 6 020 Ar
Eto an-toerana = 35 000 Ar no fivarotana ato amin'ny Facebook.
Azonao avadika ho 6x ny vola nampiasainao!
Smartwatch Fitness Tracker: 15 ¥ = 10 500 Ar
Efa mahatratra 70 000 Ar eny antsena .
Mahazo tombony be ianao no Sady lamody be io montre io amin'zao.
Ohatra tsotra io nazavaiko io, Afaka manampy anao ny tenako amin'ireo projet ireo.
Tena betsaka ny entana afaka hafarana sy ny Zavatra Azo atao fa aza variana sy matoritory intsony .
Mampanao formation manafatra entana any chine izahay:
-Ampianarinay ianao ho afaka hiaina amin’ny volanao manokana, tsy mila mitady asa intsony.
1. Fomba firesahana amin’ny mpamatsy
(fournisseur) –
*Na tsy mahay Sinoa aza ianao, tsy maninona!*
2. Fikarohana sy fanavahana entana tsara amin’ny ratsy
3. Fampidirana entana amin’ny transitaire azo antoka
4. Fanaraha-maso ny entanao hatrany Chine hatraty Madagascar.
---
Manana vola 50 000 Ar ve ianao?
Raiso anio io safidy hanovà ny fiainanao .
Aza avela handalo fotsiny ny fahafahana.
Mp raha mila fanazavana fanampiny.
12/01/2026
🔥Ahoana ny atao raha te hanafatra entana avy any Chine maketo Madagasikara?🔥
👉 Ny fanafarana entana avy any Chine dia anisan'ny business tena rentable be amin'izao.
👉 Izay ahafahanao miainga amina Fond kely anefa azahoanao tombony be .Tsy mila mi-deplace akory ianao fa ao an-trano ihany dia efa afaka manafatra izay entana tianao ho vidiana.
📌Afaka manomboka amin'ny tsy misy ihany koa ianao raha toa ka mbola mpianatra na tsy manana fond hiaingana.
📌Ireto avy ny zavatra ampianarina anao mandritran'ny :
✔️Famoronana Compte ahafahanao mijery ny article mety aminao
✔️Fomba firesaka amin'ny fournisseur (Tsy maninona mihintsy na tsy mahay miteny Sinoa aza )
✔️Fikafika kely hamatarana fa tsara na ratsy ilay article ho vidiana.
✔️ Atoronay Transitaire azo antoka tsara ianao hiandraikitra ny entanao ho tonga eto Madagasikara
✔️Andron'ny fiofanana ihany koa dia efa sokafana ny carte ahafahanao manao payement .
✔️ Atoro fomba hanarahana ny colis anao depuis chine jusqu'à Madagascar ianao.
Aza misalasala miantso mivantana na miditra MP raha mila fanazavana fanampiny.
🏠Formation en Salle
Contact 034 44 884 56
27/11/2025
👉👉Te hanomboka business maharitra sy rentable ve ianao, fa tsy fantatrao hoe inona ny atao na inona no hanombohana azy??
AZA MANAHY FA ITY NO VAHAOLANA
👉🏻 Andao hianatra hanafatra entana avy any Chine maketo Madagasikara fa vetivety ny vola dia mihodina tsy maninona na tsy manana fond hanombohana ianao fa atoronay fika2!!🇨🇳
👉🏻 Andao fa inona ary no mbola andrasana??
👉 Tsy maninona anie na mbola tsy mahay mihintsy aza ianao eee!!, aza misalasala fa tena vonona ny hanampy anao izahay ary tsy amelanay raha tsy mahafehy izany ianao!!
📚 Ireto avy ny atao mandritran'ny FIANARANA:
✔ Techniques fanafaran'entana any ivelany
✔ Techniques ahafahana miresaka amin'ny Fournisseur tsy misy mpanera (tsy maninona na tsy mahay miteny SINOA aza😂)
✔ Fanoroana Transitaire azo antoka
✔ Fanoroana Fournisseur azo antoka
✔ Fomba hamerenana ny vola anao raha toa ka sendra misy entana tsy mety na tsy tapakevitra tampoka indray ianao hividy azy.
✔ Fomba handoavam-bola rehefa mividy entana...
Tsy izany ihany fa mbola:
👉👉 Ampianarinay fomba ahafahanao mampiroborobo ny varotra ataonao @ alalan'ny " DE BOOSTE PAGE" ianao.
👉👉Fiofanana tena azo antoka satria dia Mpampiofana efa matianina amin'izany no hizara ny traikefany aminao.
👉👉Raha hanao famandrihan-toerana na mbola misy fanontaniana manitikitika dia afaka tonga dia miditra ao @ hafatra miafina (MP) avy hatrany.
••Droit d'inscription : 10.000ar (Payable via Mobile Money)
📅 Détails Pratiques :
*** Lieu : Namontana
*** Horaire : 8h - 16h
*** Date de formation : Samedi 29 Novembre 2025 et Lundi 1e Decembre 2025
❎ Place Limitée ❎
Contact : 034 44 884 56
** Andao tanterahana miaraka ny nofinofinao mba tena ho tanteraka 🛍🛍
22/11/2025
Mitady olona vonona hanao fiofanana Fanafarana entana avy any chine @ sarany mirary,midira MP
22/11/2025
👉👉Te hanomboka business rentable ve ianao, fa tsy fantatrao hoe inona no inona no mihodina vetivety??
👉🏻 Andao hiaraka hanomboka ny nofinofinao hiaraka aminay ,andao hanafatra entana any Chine fa tena vola mihodina vetivety io !!!🇨🇳
👉🏻 Andao fa na mbola tena tsy mahay aza ianao dia andao fa ho ampianarinay anao izany!!!
📚 𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗩𝗬 𝗡𝗢 𝗛𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 :
✔ Techniques fanafarana entana ao anaty Internet
✔ Fomba hiresahana amin'ny fournisseur (eny fa na mbola tsy mahay miteny SINOA aza ianao😂)
✔ Fanoroana transitaire azo antoka
✔ Fanoroana fournisseur azo antoka
✔ Fomba hamerenana ny vola anao raha misy entana tsy mety na tsy tapakevitra tampoka haka ilay article indray ianao
✔ Fomba handoavam-bola rehefa hividy entana
Tsy izany ihany fa :
👉👉 Ampianarinay anao ny fomba ahafahanao mampiroborobo ny varotra hataonao @ alalan'ny " "
👉👉Fiofanana tena azo antoka tokoa no omenay anao ary Mpampiofana efa matianina amin'izany no hizara ny traikefany aminao.
👉👉Raha hamandrika toerana ary ianao dia alefaso ao amin'ny hafatra miafina (MP) ireto
••Anaranao feno +Contact azahoana anao + capture an'ilay vola nalefanao taty aminay
••Droit d'inscription : 10.000ar (Payable via Mvola 0344488456 {Ratsima} sy orange money 0329986800{Nomena Fifaliana})
📅 Détails pratiques :
***Lieu : Namontana
***Horaire : 8h - 16h (raha sendra tara ianao dia tongava fona fa hatramin'ny 09 ora mbola tsy tara)
Date de formation : Samedi 29 Novembre 2025
Contact : 0329986800 et 0344488456
🎯 Ireto sary manaraka ireto no porofo fa efa tena betsaka ny olona nahazo tombotsoa tamin'ny FIOFANANA tato aminay tompoko
** Tanteraho miaraka aminay ny nofinofinao mba ho tanteraka 🛍🛍
03/12/2024
💪 Sahià manonofy ambony ary tanteraho izany !
Aza adino ny manaraka ny pejintsika 🔔💯
29/11/2024
Fomba firafitrin'ny Lettre de Motivation ito😊
17/11/2024
“La liberté du freelance, c’est le pouvoir de choisir ses projets et de créer son propre chemin dans l’univers digital.”
16/09/2024
👉🏻Motivation mba zaraiko aminareo izao Fiatombohan'ny Herin'andro izao😉😉
_Misy mialona ve ianao?
👉🏻valio hoe mihatsara foana ny fiainako😊
_Mitady ho kivy ve ianao?
👉🏻valio hoe izaho no manoratra ny hoaviko
_Ratsy ianao hoy ny olona
👉🏻valio hoe manintona ahy ny fijerin'ny olona tsara noho ianao
_Vendrana ianao hoy ny olona
👉🏻valio hoe eny ekeko zany saingy izaho mbola afaka manao zavatra hafa izay tsy takatry ny sainao
_Be mpanenjika ianao?
👉🏻valio hoe misaotra anao mijanona ao aorina ao fa mba misy ianteherana rehefa tsy velona ny demarreur ny fiarako
_Ahilikiliky ny hafa ve ianao?
👉🏻valio hoe misaotra fa raha tsy nahilikilikareo aho dia tsy nahazo fiainana vaovao tsara tsara kokoa
_Tsy mety mahazo vady ve ianao?
👉🏻Eeehh,amboary ny saina fa olona milliardaire no haka vady anao afaka fotoana fohy😊😊
16/09/2024
Pas à pas, jour après jour, vous devenez ce que vous étiez destiné à être.