03/04/2026
Salut mes amies👋🥰
Ko te hanadio Sora ndreka vatana mba ho ohatran'ireo vehivavy roa @ sary io anao ,efa ty solution ameko anao mes amies mety @ lehilahy sy vehivavy ary Zaza kely😊
Bye² eky tâches , mony, acnée ndreky problème de corps jiaby maha complexée anao tsy agnaboanao zay vatagna tsara be nao sy Sora bogoss nao io 😍😅
🧼 "Goats'Milk Essential oil Soap" & "Soap Rice" solution ho anao 🧼
Goats'Milk Essential oil Soap = vita amin'ny lait de chèvre => manampy hanome peau douce & lisse
Soap Rice => vita amin'ny vary
✨Fampiasana tsotra:
✔️ Sasao amin’ny rano
✔️ Hosory ilay savony
✔️ Avela kely dia kobanina
✔️ Ampiasaina isan’andro ✔️
Efa tsy vahiny @ tsika effet ny ( riz sy lait de chèvre ) zay am corps, sady tsisy effet secondaire zany io fa vita am produits naturels tanteraka.
Anao mampiasa izy pour la première fois efa maregny sy hitanao la différence ny am vatagnanao
Mp prix
🚛Manao livraison sy afaka mandefa @ faritra zahay tompoko
Tél= 0379272439
12/03/2026
Félicitations à Kiala Sily 🥳
11/03/2026
Faly miarahaba antsika rehetra 🥰 @ 4h Ora ariva atao le fisarihana izay azahoana gâteau🍰 iray dia atao live le izy.
09/03/2026
Salut mes fans♥️👋
Nohony anniversaire EPL Majunga @ le 11 Mars dia manolotra ity jeux kely azahoanao gâteau raika
ataontsika TIRAGE le izy( @ mercredi le 11Mars à 16h)
Reto ary ny conditions:
- manao réaction @ pub jiaby ato amin'ny page sy mi abonné
- manao partage
- micommente ity pub ity no mi mentionne namana 11 mba andray anjara koa
NB: Marihina fa ts réaction commentaire jereko fa zay manaraka fepetra no ataoko tirage daholo 🥰 olona iray ihany no mahazo gâteau 🥳
Zay eto Majunga ihany no milalao tompoko 😊
08/03/2026
Coucou mes amis 👋
Galette 🍪 disponible 8pièce =>5.000ar
Afaka récupérena sy manao livraison 🥰
Tél= 0379272439/ 0384943861
06/03/2026
Asa tananay toujours machirou 🤤 🧑🍳
Mbola mandray mpianatra ho zay vonona hianatra Pâtisserie sy cuisine Annh 😊
Midira mp aingana zay te hianatra sy hicommande na miantso 0379272439/0384943861
02/03/2026
Ho zay te hianatra Pâtisserie sy cuisine dia mandray mpianatra fona zahay na débutant na efa nianatra sy hanatombo expérience 🧑🍳🥰 , plus d'info = @ mp .
Asa vitanay anio 🍕🤤
23/02/2026
Coucou 👋
Mbola tsy tara ho zay vonona hianatra Pâtisserie sy cuisine Annh😊sady mora be droit sy écolage .
@ le 28 Février ho avy zao farany fanoratana anarana ,@ le 02 Mars fidirana
Plus infos= mp na miantso 0379272439,0384943861
21/02/2026
Fa agnatiny ramadan antsika zao avako oooh 🤲 ,zahay ato EPL Majunga manao pré-commande sakafo ho antsika aii 🥰 (catiless ,sambos, nems, banane frite, Mahôgo,godrogodro amin'voanio, Pakopako, pizza,donat,kida @ voanio, kida Mahôgo amin'voanio,tsôlôlô amin'voanio)
Mp na miantso 0379272439/0384943839