Enseignant du Collège Crinfp Maevatanana 2010-2011

Enseignant du Collège Crinfp Maevatanana 2010-2011 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Enseignant du Collège Crinfp Maevatanana 2010-2011, Maevatanana.

MIARAHABA ANTSIKA NAMANA NIARA-NIOFANA T@ZANY FOTOANA,MBA AIZA HO AIZA NY FIATREHANA NY BIMESTRE FAHA-3 RAHA MITAHA NY B...
09/02/2023

MIARAHABA ANTSIKA NAMANA NIARA-NIOFANA T@ZANY FOTOANA,MBA AIZA HO AIZA NY FIATREHANA NY BIMESTRE FAHA-3 RAHA MITAHA NY BIM-1 SY NY BIM FAHA-2?EO -PAHAVITRIAN'NY MPIANATRA MAMONJY SEKOLY NO RESAKA ETO A,NDAO MBA SAMY HILAZA NY ZAVA-MISY ANY AMINTSIKA E,ALEFA ARY Ô

01/05/2022

BJR MOIS DE MAI,KELY SISA E,ATOVY TSARA NY ASA MBA HITERAKA FAHOMBIAZANA HO AN'IREO TANIN-KETSA BEAZINTSIKA EE,COURAGE JIABY EE

13/04/2022

BJR DHL TSIKA NAMANA,HISY HETSIKA POLO NA FANAMIANA ITOVIZANA HO FAMANTARANA ANTSIKA "PROMO MAHATSANGY", ALEFA MIANDALANA ETO NY MOMBAMOMBA IZANY,MISAOTRA ANTSIKA .

BJR DHL,HO FANEHOANA NY MAHA PROMOTION MAHATSANGY NY EC 2010-2011 DIA HANOMANA FETIM-PIFALIANA ISIKA  MBA HISIAN'NY FIHA...
19/03/2022

BJR DHL,HO FANEHOANA NY MAHA PROMOTION MAHATSANGY NY EC 2010-2011 DIA HANOMANA FETIM-PIFALIANA ISIKA MBA HISIAN'NY FIHAONANA INDRAY.
NY FORMATION NO NAMPITAMBATRA NANDRITRA NY HERIN-TAONA IZAY NODIAVINTSIKA REHETRA KA MANENTANA ANTSIKA HO TONGA @ FARAN'ITY VOLANA MARTSA ITY.
AOKA HIFAMPILAZA E!MIRARY SOA.

09/12/2021

COURAGE JIABY E

BJR,ITY NY DATE D'INSCRIPTION HO AN'IREO HIATRIKA IZANY D MIRARY NY HAHATONTOSANAREO NY ADIDY MASINA MIANDRY ANAREO
05/12/2021

BJR,ITY NY DATE D'INSCRIPTION HO AN'IREO HIATRIKA IZANY D MIRARY NY HAHATONTOSANAREO NY ADIDY MASINA MIANDRY ANAREO

13/05/2021

CRINFP MAEVATANANA,OVINA MANOMBOKA NY KOTRANA MANARAKA

25/02/2021

MATHS-MLG-FRN,ireo no taranja hanadinana ho an' ireo hiditra ,mzt ary.

Address

Maevatanana

Telephone

+261333221707

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Enseignant du Collège Crinfp Maevatanana 2010-2011 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share