Vers le succès

Vers le succès 💬Vente de campagne CHATTING premium avec garantie

« Vers le succès »


☎️ 032 72 474 43

🚀 DEVENEZ CDO SUR OFMTonga ary ilay efa nandrasanareo, te ho lasa CDO ve ianao kanefa tsy hitanao ny anombohana azy?📌 Iz...
03/10/2026

🚀 DEVENEZ CDO SUR OFM

Tonga ary ilay efa nandrasanareo, te ho lasa CDO ve ianao kanefa tsy hitanao ny anombohana azy?

📌 Izahay dia manolotra ireto fampiofanana ireto mba ahatongavanao amin'izany :

✅ Formation VA
✅ Formation Chatting
✅ Formation à la création de modèle
✅ Suivi et accompagnement
✅ Paiement face à face sous contrat

📞 Contact : 032 72 474 43

👉 Contactez-nous en message privé pour découvrir notre formation et les modalités d’inscription.

📌Efa manomboka maro ny olona mahazo avantages amin’ny resaka Chatting eto Madagascar. Ka izay no mahatonga anay manolotr...
04/07/2026

📌Efa manomboka maro ny olona mahazo avantages amin’ny resaka Chatting eto Madagascar. Ka izay no mahatonga anay manolotra ity opportunité ity ho an’izay liana.

✅ Anisan’ny tena zava-dehibe anatin’ity offre atolotray ity ny fanaovana suivi sy accompagnement satria presque débutants daoly ny olona mividy campagne ato aminay. Ka izay no mahatonga ny place limité anaty formation mba ho tsara hatrany ny qualité.

🎁 Izay mividy campagne ato aminay ka maniry ampiasa olona, dia formenay maimaimpona ny agents anao 10 voalohany.

🏠 Bureau : Ambohibao Antehiroka
☎️ Contact : 032 72 474 43

📢 CAMPAGNE CHATTINGMitady campagne vaovao azo antoka ve ianao? Ny Chatting dia iray amin’ireo fahaiza-manao azo ianarana...
13/03/2026

📢 CAMPAGNE CHATTING

Mitady campagne vaovao azo antoka ve ianao? Ny Chatting dia iray amin’ireo fahaiza-manao azo ianarana amin’ny asa en ligne.

💡 Tsy olana na mbola debutant ary ianao, satria misy suivi sy accompagnement hanampy anao ahafehy ny fomba fiasa amin'ny Chatting.

📚 Ao anatin’ny formation :

✔ Fomba firesahana sy fitantanana conversation amin’ny CDO
✔ Techniques ampiasaina amin’ny Chatting
✔ Fampiasana sy activation compte
✔ Organisation sy gestion ny asa
✔ Suivi sy accompagnement aorian’ny formation

🎯 Tanjona : Hanampy anao hahafehy ny Chatting sy hahafahanao mampihatra izany, indrindra ireo mikasa anokatra boite.

📍 Formation en ligne (Google Meet)
📍 Support vidéo + accompagnement

📩 Te hahafantatra bebe kokoa?
Alefaso message privé dia halefa aminao ny détails rehetra momba ny formation.

📍 Bureau : Ambohibao Antehiroka
📞 032 72 474 43

👀 CAMPAGNE CHATTINGMitady campagne vaovao azo antoka ve ianao? Ny Chatting dia iray amin’ireo fahaiza-manao azo ianarana...
16/12/2025

👀 CAMPAGNE CHATTING

Mitady campagne vaovao azo antoka ve ianao? Ny Chatting dia iray amin’ireo fahaiza-manao azo ianarana amin’ny asa en ligne.

💡 Tsy olana na mbola debutant ary ianao, satria misy suivi sy accompagnement hanampy anao ahafehy ny fomba fiasa amin'ny Chatting.

📚 Ao anatin’ny formation :

✔ Fomba firesahana sy fitantanana conversation amin’ny CDO
✔ Techniques ampiasaina amin’ny Chatting
✔ Fampiasana sy activation compte
✔ Organisation sy gestion ny asa
✔ Suivi sy accompagnement aorian’ny formation

🎯 Tanjona : Hanampy anao hahafehy ny Chatting sy hahafahanao mampihatra izany, indrindra ireo mikasa anokatra boite.

📍 Formation en ligne (Google Meet)
📍 Support vidéo + accompagnement

📩 Te hahafantatra bebe kokoa?
Alefaso message privé dia halefa aminao ny détails rehetra momba ny formation.

📍 Bureau : Ambohibao Antehiroka
📞 032 72 474 43

💥Formation Freelance💥🔴Ny Assistant virtuel dia anisan'ny asa en ligne miroborobo amin'izao fotoana izao. Izay possible a...
09/10/2023

💥Formation Freelance💥

🔴Ny Assistant virtuel dia anisan'ny asa en ligne miroborobo amin'izao fotoana izao. Izay possible ahazoana 1.000 Euro / mois raha mahita client ray ianao.

🔗 Izay dia mampiofana anao mba ahitanao client mifanaraka amin'ny compétences anao.

‼ Izany hoe mila efa manana compétences ianao vao afaka manao assistant virtuel.

🟣Raha tsy manana compétences amin'ny assistant virtuel kosa ianao dia ny formation micro taches no mety aminao.
🔗Manoro anao plateforme maromaro izahay mba afahanao miasa. Tsy mila CV, tsy mila investissement, tsy mila diplôme ary tsy mitaky referal.

💲Izany rehetra izany no amin'ny sarany : 50.000Ariary
📆Maharitra 2 andro ny fampiofanana.

✅Mahazo certificat vita formation
✅Formateurs plus de 10ans d'expériences

‼️ Inscription ouverte

🟣Misy ihany koa ny formation Trading sy call center ary ny marketing digital
🔑Plus d'infos : message privée

🌐Lieu de formation : Talatamaty (Espace Mbatosoa)
📞 034 81 071 88

🔑FORMATION TRAVAIL EN LIGNE MIVANTANA🔑✅Fitaovana iasana  : Ordinateur na Telephone na tablette sy Connexion ✅Efa misy as...
11/09/2023

🔑FORMATION TRAVAIL EN LIGNE MIVANTANA🔑

✅Fitaovana iasana : Ordinateur na Telephone na tablette sy Connexion
✅Efa misy asa miandry ao amle plateforme.
💵Salaire : environ 10 $ par jour
✅Débutant accepté
❎Tsy mitaky diplôme
❎Tsy mitaky investissement
❎Tsy mitaky refferal

💵Frais de formation en salle + vidéo : 30.000Ariary
💵Frais formation en video : 25.000Ariary

📌Raha mividy video ka te hanatrika formation en salle dia 5.000Ariary sisa no aloha.
🔔Ampidirina groupe daholy izay manao formation ato aminay na en salle na en video..ary manao suivi anareo hatrany izahay.

📢Formation en salle isaky ny :
⏰jeudi 10h
⏰Dimanche 10h

🌍Repère : Super U Talatamaty (Apian'ny Galana)
📞 034 77 331 40

Address

Talatamaty
Ivato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vers le succès posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share