ABRI JOB Center

ABRI JOB Center CENTRE DE FORMATION PROFESSIONNELLE DE L'ITASY

"Notre formation vous ouvre la porte des entreprises"
(2)

02/01/2026
mirary fety sambatra!Araraoty ny anio fa mandalo ihany, tsy miverina intsony! izay ataonao ihany no hotazanao!
25/12/2025

mirary fety sambatra!
Araraoty ny anio fa mandalo ihany, tsy miverina intsony!
izay ataonao ihany no hotazanao!

Miarahaba tompoko !Misokatra fôana ny bureau ny 26 , 29 , 30 décembre 2025!
25/12/2025

Miarahaba tompoko !
Misokatra fôana ny bureau ny 26 , 29 , 30 décembre 2025!

Joyeux Noël!
25/12/2025

Joyeux Noël!

Samy manana ny harenany avy ny tsirairay fa ny ankamaroan'ny olona tsy mahatsapa akory lanjany.Aza adino fa ny tena hare...
22/12/2025

Samy manana ny harenany avy ny tsirairay fa ny ankamaroan'ny olona tsy mahatsapa akory lanjany.
Aza adino fa ny tena harena dia tsy izay hita maso ihany!
Ny fotoananao no harena sarobidy indrindra, tsy voavidy vola.
Lanio amin'ny tsara fotoananao.
Ny asa tsy manantona fotsiny fa Mila mihezaka, ( miketrika) hoy ny olona sasantsasany.
Fiofanana arak'asa misy TOLOTR'ASA aorinan'ny Fiofanana.
Eo ambaravaran'ny asa isika vao misaraka !
toerana Miarinarivo Itasy abattoir ambanin'ny CECAM.
Téléphone : 0380690125

Ankino amin'ny Matihanina ny hoavinao!Fiofana arak'asa maharitra 6 volana.Misy TOLOTR'ASA omenay aorin'izay.Toerana : Mi...
04/12/2025

Ankino amin'ny Matihanina ny hoavinao!
Fiofana arak'asa maharitra 6 volana.
Misy TOLOTR'ASA omenay aorin'izay.
Toerana : Miarinarivo Itasy abattoir ambanin'ny CECAM.
Antsoy ny 0380690125

Aza avela andalo ny fotoana!Manatsara ny hoavinao amin'ny formation professionnelle Matihanina.Te hanana asa azo antoka;...
24/11/2025

Aza avela andalo ny fotoana!
Manatsara ny hoavinao amin'ny formation professionnelle Matihanina.
Te hanana asa azo antoka; fahaiza-manao mitombina; fidiram-bola maharitra ve ianao?
Fotoana izao ! Aza varimbariana intsony!
FORMATION PROFESSIONNELLE MISOKATRA :
- CALL CENTER FRANCOPHONE
- CALL CENTER ANGLOPHONE
- ENQUÊTE ET RECENSEMENT
- GRAPHIC DESIGN
Tombotsoa hoazonao:
- Fahazoana attestation professionnelle
- Fahaiza-manao azo ampiharina avy hatrany
- Fiofanana azo azo takarina hoan'ny vao manomboka.
TOLOTR'ASA HOANY CALL CENTER MANOKANA
Toerana : Miarinarivo Itasy abattoir ambanin'ny CECAM.
Contact : 0380690125

Te hanova ny fiainanao ve ianao? Ny fahalalàna no fitaovam-piadina tsara indrindra.Ankino amin'ny Toeram-piofanana azo a...
20/11/2025

Te hanova ny fiainanao ve ianao?
Ny fahalalàna no fitaovam-piadina tsara indrindra.
Ankino amin'ny Toeram-piofanana azo antoka ny hoavinao, amin'ny alalan'ny fanarahana fiofana arak'asa ao amin'ny:
" "
CENTRE DE FORMATION PROFESSIONNEL DE L'ITASY
Fidirana : 10 décembre 2025
Antsoy ny laharana 0380690125
Toerana : Miarinarivo Itasy abattoir ambanin'ny CECAM

Hoanao izay maniry ny hanaraka    'asa eto amin'ny       Center Miarinarivo ☺️!Manantona mivantana ety foibe na antsoy l...
27/10/2025

Hoanao izay maniry ny hanaraka 'asa eto amin'ny Center Miarinarivo ☺️!
Manantona mivantana ety foibe na antsoy laharana #0380690125
Toerana : Abattoir Miarinarivo ambanin'ny CECAM

ABRI.JOB CENTER Miarinarivo ITASY
20/10/2025

ABRI.JOB CENTER Miarinarivo ITASY

Address

Miarinarivo Abattoir Ambanin'ny CECAM
Itasy

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ABRI JOB Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share