Zoky Haja Mpikabary

Zoky Haja Mpikabary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zoky Haja Mpikabary, College & University, Antananarivo, Itaosy.

Ny maty no hody vovoka hiverina amin'ny tany izay nihandohany ary miandry ny fitsangana-velona amin'ny fiavian'i Jesoa K...
03/03/2025

Ny maty no hody vovoka hiverina amin'ny tany izay nihandohany ary miandry ny fitsangana-velona amin'ny fiavian'i Jesoa Kristy Tompo, fa ny velona kosa no mijoro manefa ny adidiny. Vita ny adidy napetraky ny fianakaviana tamiko. Hisaorana ny Avo indrindra nanome hery niatrehana izany.

25 desambra 2023/Lah. 082
25/12/2023

25 desambra 2023/Lah. 082

Mbola mitohy ny fisoratana anarana ary mandray mpianatra vaovao hatrany.Isaky ny sabotsy ny fianarana ao amin'ny EPP TAL...
14/12/2023

Mbola mitohy ny fisoratana anarana ary mandray mpianatra vaovao hatrany.
Isaky ny sabotsy ny fianarana ao amin'ny EPP TALATA VOLONDRONDRY.
- MPITAKALO amin'ny 1 ora 30 mn.
- MPIOFANA amin'ny 2 ora 20 mn.
Araraoty fa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady.

03/11/2023
6 martsa / Lah. 001
06/03/2023

6 martsa / Lah. 001

Deo. 31/6. Mahereza sy matanjaha; aza matahotra na manahy azy; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao; tsy ha...
05/12/2022

Deo. 31/6. Mahereza sy matanjaha; aza matahotra na manahy azy; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy.

Amparafaravato 26.11.22.
28/11/2022

Amparafaravato 26.11.22.

Ezekiela 2 : 8. Fa ianao kosa, ry zanak'olona, mihainoa izay lazaiko aminao; aza maditra tahaka izany taranaka maditra i...
16/09/2022

Ezekiela 2 : 8. Fa ianao kosa, ry zanak'olona, mihainoa izay lazaiko aminao; aza maditra tahaka izany taranaka maditra izany ianao; sokafy ny vavanao, ka hano izay afahako anao.

NY TENY NOMENA MAMPITRAKAARYNY ANDRAIKITRA RAISINA MAHENI-KAJA HO AN'IZAY TOLORANA AZYAza misalasala miantso raha misy i...
25/08/2022

NY TENY NOMENA MAMPITRAKA
ARY
NY ANDRAIKITRA RAISINA MAHENI-KAJA HO AN'IZAY TOLORANA AZY
Aza misalasala miantso raha misy ilana Mpikabary
033 02 654 03 / 034 55 078 51

24/08/2022

Hebreo 10 : 38. Ary "ny oloko marina* dia ho velon'ny finoana;" Fa raha mihemotra izy, dia tsy sitraky ny fanahiko.

"Ny atao no mamaritra ny ho avy, koa mba ho tsara fiafara dia aoka ho tsara fanombohana"

18/08/2022

Soa ny fifankahitana, hery ny fifanotronana, fa ny temerin-teny kosa haja ho an'ny mpanolotra ary voninahitra ho an'ny hitenana

Mikabary amin'ny tranga rehetra, an-kafaliana sy an-karatsiana.Mandrindra lanonana, mandrafitra kabary ho an'izay sahira...
17/08/2022

Mikabary amin'ny tranga rehetra, an-kafaliana sy an-karatsiana.
Mandrindra lanonana, mandrafitra kabary ho an'izay sahirana amin'ny fandraisam-pitenenana, mpampianatra kabary, mpanentana lanonana samihafa, ...
Aza misalasala miantso ny laharana :
033 02 654 03 / 034 55 078 51

Address

Antananarivo
Itaosy

Telephone

+261345507851

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zoky Haja Mpikabary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Zoky Haja Mpikabary:

Shortcuts

Share