Fitendry SOLFA "bass et mélodie"

Fitendry SOLFA "bass et mélodie" Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitendry SOLFA "bass et mélodie", Music Lessons & Instruction School, Imerintsiatosika.

25/08/2026

fanavahana ny point sy point virgule 🤜🤛🙏
nisy zavatra azonao dia mba hitohizany 📝🎹

24/08/2026

Derao Andriamanitra
Fitendry masitsika😂🙈

22/08/2026

Avia Fanahy ô🙏♥️
Ny fitendry SOLFA dia tsy manambara akory hoe feo miisa 4 voasoaratra ireo ihany no afaka tendrena fa kosa mila mahalala ny accord fototra mba ahafahana manatevina azy

20/08/2026

Anglo-saxons sy ny solfa📝🎹🔥
Ao anaty video ny Lesona ho antsika vao manomboka mianatra io
🤜🤛❤️🙏

Ny   dia nampianatra ny Mélodie an'ilay hira ary tonga dia ny renversement no tonga dia nalaina avy hatrany t@ilay solfa...
18/08/2026

Ny dia nampianatra ny Mélodie an'ilay hira ary tonga dia ny renversement no tonga dia nalaina avy hatrany t@ilay solfa mba tsy hananosarotra ny resaka renversement
👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇
ny video kosa ho avy tsy ho ela dia ny famadihana ilay ho lasa eo noho eo
mba hitohizany 📝🎹🙏♥️

17/08/2026

🤫🔥🤔
Accord anglo-saxons
👇
C D E F G A B

Note solfa
👇
dô re mi fa sol la ti
dia ny renversement no tena nasongadina mba tsy ho sahirana hitady hoe renversement aiza no miasa

 🙏 🤜🤛♥️🎹📝Mila fahaizana ny fampifandraisana ireto fomba fanoratana mozika ireto fa mikorontana ny saina vao tsy hay ny m...
17/08/2026

🙏
🤜🤛♥️🎹📝
Mila fahaizana ny fampifandraisana ireto fomba fanoratana mozika ireto fa mikorontana ny saina vao tsy hay ny mampiasa ilay solfa sy ny accord Anglo-saxons ireto

13/08/2026

He Jesosy tokintsika ♥️
📝Marobe ianareo nandefa mp tamiko sy whatsApp mahakasika ny fitendry 1_3( main gauche 1 / main droite 3 et plus ) koa indro misy fomba fitendry azy : tsy natao nanaraka ilay feo efatra fa kosa manaraka sy manaja ny accord namoronana azy, azo atao tsara izao raha mbola tsy voafehy ny 2_2 na heno maivana bé ny bass 2_2 indraindray dia miezaka manatsara ny son henon'ny sofina

veloma lesyy😭
11/08/2026

veloma lesyy😭

10/08/2026

nataoko Tonalité ⚠️Tsy solfa⚠️ ; nataoko miadana mba hianarana🎹📝
Aza mitady zavatra sarotra bé aloha rehefa mianatra mitendry ento tsotsotra aloha dia mivoatra tsikelikely 🙏🤜🤛📝 hatrany mba hitohizany 🙏♥️

Address

Imerintsiatosika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitendry SOLFA "bass et mélodie" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share