18/10/2023
NY FILONGOA NO ZAVA-DEHIBE.
Na ny raty na soa iaraha tsika iaby.
CYBER & SALLE DE JEUX
18/10/2023
NY FILONGOA NO ZAVA-DEHIBE.
Na ny raty na soa iaraha tsika iaby.
04/10/2023
NDAO HI SPEAK ENGLISH
AO FPA Orhtodoxe Mitsinjo
TSY MISY ECOLAGE FA JUSTE PARTICIPATION KELY AVAO
TONGAVA MISORATRA ANARANA FA VOAFETRA NY TOERANA.
TOERANA: FPA Orhtodoxe Mitsinjo Betanimena
PROF: ATOKISA
02/10/2023
Formation OPERATEUR DE SAISIE/ DACTYLOGRAPHIE:
- HO ANAO MPIASA BIRAO
- MPIANATRA
- MPANAO MULTI- SERVICE
Te hahay hampiasa clavier ordinateur tsy ankijery
Mety hoe efa mahay informatique bureautique ianao nefa tsy manana vitesse de frappe
Na koa efa manana vitesse fa tsy ampy ary mitsimpo kabaro rehefa manao saisie
NATAO HO ANAO ITY FIOFANANA ITY
FORMATION OPERATEUR DE SAISIE
Ahavitanao vitesse de frappe tsy latsaky ny 60mots par minute
10 doigts à l’aveugle
NY MAMPIAVAKA NY FIOFANANA ATO AMIN’NY FPA:
- Fiofanana pratique 100%
- Mahazo ATTESTATION aorian’ny fiofanana
- Faharetany: 1 mois
Toerana: FPA ORTHODOXE MITSINJO BETANIMENA
CONTACT: 032 28 566 42
VOAFETRA NY TOERANA
FORMATEUR: EXPERIMENTE ET METHODIQUE.
19/08/2023
Malahelo aho mlaza fa mahafinaritra ny aty FPA Orhtodoxe Mitsinjo.
TANTARA MITOHY.....
27/07/2023
- Nivaly ny exam ety Orhtodoxe Mitsinjo
- raikitra ny arozazy>>>Groupe E Info
- AZA ADINO NY FIVORIAMBE @ SABOTSY 29/07/2023. @10 Ora maraina.
15/07/2023
Efa manomboka ny fisoratana anarana informatika eny Orhtodoxe Mitsinjo :
- Niveau I
- Niveau II
Voafetra ny toerana.
13/07/2023
Ilazana ny groupe A.B.C/Info rehetra fa efa nivaly ety @ FPA Orhtodoxe Mitsinjo ny fanadinana izay nataonareo.
08/07/2023
F5. Après exam
La famille Groupe B.
| Monday | 08:00 - 19:00 |
| Tuesday | 08:00 - 19:00 |
| Wednesday | 08:00 - 19:00 |
| Thursday | 08:00 - 19:00 |
| Friday | 08:00 - 19:00 |
| Saturday | 08:00 - 19:00 |
| Sunday | 08:00 - 19:00 |