Jeunes Étudiants Natifs d'Ifanadiana

Jeunes Étudiants Natifs d'Ifanadiana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jeunes Étudiants Natifs d'Ifanadiana, College & University, Ifanadiana.

💌NY JEUNES ÉTUDIANTS NATIFS D'IFANADIANA DIA MIOMBONA ALAHELO AMIN'IREO TRABOINA NIHARANY FAMAIZANA TRANO TAO MANANJARY🥺...
16/09/2025

💌NY JEUNES ÉTUDIANTS NATIFS D'IFANADIANA DIA MIOMBONA ALAHELO AMIN'IREO TRABOINA NIHARANY FAMAIZANA TRANO TAO MANANJARY🥺

ANDRIAMANITRA ANIE HANOME HERY SY TANJAKA ANAREO🙏


Ny Jeunes Étudiants Natifs d’Ifanadiana dia manolotra fanampiana manokana:🎓 Hanao CV professionnelle maimaim-poana ho an...
11/09/2025

Ny Jeunes Étudiants Natifs d’Ifanadiana dia manolotra fanampiana manokana:
🎓 Hanao CV professionnelle maimaim-poana ho an’ireo mpikambana na mbola hiditra pikambana 20 voalohany izay mandefa ny mombamomba azy!

⏰ Aza tara! Fanombohana ho an’ny hoavy mamiratra.
➡️ Alefaso ato amin'ny page ny mombanao sy mahakasika anao rehetra

JENI MANDRAY ANJARA 🔥❤️
01/09/2025

JENI MANDRAY ANJARA 🔥❤️



🎟️ Mandray commande hatrany ny tee-shirt mampiavaka antsika ny ato amin'ny JENI 🎟️ Manantena anao hatrany hanjifa ny ant...
18/08/2025

🎟️ Mandray commande hatrany ny tee-shirt mampiavaka antsika ny ato amin'ny JENI

🎟️ Manantena anao hatrany hanjifa ny antsika ho marikiny firaisankina



🎫💌

JEUNES ÉTUDIANTS NATIFS D'IFANADIANA    ------------BACHELIERS 2024-2025------------🧭 Mifidiana lalam-piofanana araka ny...
18/08/2025

JEUNES ÉTUDIANTS NATIFS D'IFANADIANA

------------BACHELIERS 2024-2025------------

🧭 Mifidiana lalam-piofanana araka ny zavatra mahaliana anao : Aza manaraka fotsiny ny safidin’ny namana na ny fanerena avy amin’ny fianakaviana. Jereo izay mifanaraka amin’ny fahaizanao, toetra maha-ianao anao, ary ny tanjonao amin’ny fiainana.

🔍 Fantaro mialoha ny mety ho asa ho azo : Inona no azonao atao amin’izany taranja izany rehefa vita ny fianarana (asa, concours, na fianarana ambony kokoa).



Un grand bravo à RANDRIAMAMPANDRY Fenohasina Xavier pour cette belle avancée ! Photographe passionné et membre exemplair...
15/08/2025

Un grand bravo à RANDRIAMAMPANDRY Fenohasina Xavier pour cette belle avancée ! Photographe passionné et membre exemplaire de notre association, tu inspires par ton travail et ta persévérance 🔥👨‍



Félicitations aux nouveaux bacheliers 🎉🎈Aza adino fa vonona ny hanampy sy handray ary hamaly anareo ny membres rehetra a...
13/08/2025

Félicitations aux nouveaux bacheliers 🎉🎈
Aza adino fa vonona ny hanampy sy handray ary hamaly anareo ny membres rehetra ato amin'ny JENI ❤️
Indrindra amin'ny torolalana mahakasika ireo filière misy ety amin'ny université de Fianarantsoa 💌



ILAZANA MIALOHA ISIKA MEMBRES REHETRA ATO AMIN'NY JENI FA MISY NY FIVORIANA NA NY AG AMIN'NY ALAHADY HOAVY IZAO 💌       ...
31/07/2025

ILAZANA MIALOHA ISIKA MEMBRES REHETRA ATO AMIN'NY JENI FA MISY NY FIVORIANA NA NY AG AMIN'NY ALAHADY HOAVY IZAO 💌



JEUNES ÉTUDIANTS NATIFS D'IFANADIANA                                MESSAGE                     ------------------------...
27/07/2025

JEUNES ÉTUDIANTS NATIFS D'IFANADIANA
MESSAGE
-----------------------------------------
Faly miarahaba antsika membres rehetra ato amin'ny JENI indray amin'ny resaka réception izay ho tanterahina ny faha 30 ny volana ambony izao.

Eto dia entanina hatrany isika rehetra tsy akanavaka mba handray anjara mavitritra amin'ny fanatanterhana ny réception des novices, na isika eto antoerana na ny amin'ny faritra rehetra any, manainga ampanajana ho tonga sy handray anjara feno hoan'ny fikambanan'ny mpianatra avy any amin'ny district d'Ifanadiana izay mandrato fianarana ety amin'ny université de fianarantsoa.
Indrindra isika avy amin'ny commune dimy ambinifolo [15] mandrafitra azy dia tsy Iza izany fa : IFANADIANA, KELILALINA, RANOMAFANA, ANTARETRA, FASITSARA, MAROHARATRA, ANTSINDRA, MAROTOKO, AMBIABE, AMBOHIMIERA, AMBOHIMANGA-SUD, ANALAMPASINA, AMPASINAMBO, TSARATANANA, ANDRONGAVOLA.

Ny tanjona dia ny mba hananantsika firaisankina maharitra ary hikatsahana ny tsaratsara koakoa makany amin'ny fahombiazany tsirairay ka ho reherahany faritra misy antsika rahatr'izay.

Eto dia manantena antsika pianatra rehetra izay mbola tsy anatiny fikambanana mba hiaraka hampandroso sy ifanome tanana amin'ny fampandrosoana ny JENI, ary manentana antsika hanatevindaharana ka hiditra amin'ny lalindalina kokoa hiaraka hidinika sy ifanorohevitra amin'ny lalana tsara hoan'ny fikambanantsika.

Ary mirary fahombiazany hoantsika rehetra izay nanala fanadinana baccalauréat tamin'ity taona ity ny jeunes étudiants natifs d'Ifanadiana rehetra ary tsy hitsangamenatra amin'ny hafa.

Misaotra antsika rehetra hatrany ary manantena ny fandraisany rehetra anjara 🍫




20/07/2025

Mirary fahombiazana sahady hoanareo manatrika ny fanadinana baccalauréat 💌

Ampatsiahivina mi antsika fa ny tee-shirt hoantsika rehetra izay mbola hividy dia afaka mandalo amin'ny siège Bat-E 314H...
19/07/2025

Ampatsiahivina mi antsika fa ny tee-shirt hoantsika rehetra izay mbola hividy dia afaka mandalo amin'ny siège Bat-E 314

Hoavy ny réception ary tsara kokoa raha samy manana isika mandritra ny fanomanana 🥰

LOKO : MAINTSO 🍫

Address

Ifanadiana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeunes Étudiants Natifs d'Ifanadiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share