DREN Anösy Ofisialy

DREN Anösy Ofisialy « L’éducation est l’arme la plus puissante pour changer le monde. »

19/08/2026
🛑Manatanteraka ny fanangonana ny antontan-kevitra mikasika ny tetikasa "ETUDE DMS Data Must Speak)SCALE PHASE II" eny an...
14/08/2026

🛑Manatanteraka ny fanangonana ny antontan-kevitra mikasika ny tetikasa "ETUDE DMS Data Must Speak)SCALE PHASE II" eny anivon'ny DREN/CISCO ao amin'ny CISCO Amboasary Atsimo ny ekipa avy amin'ny foibem-pitondrana misahana ny drafi-panabeazana (DPE) nanomboka ny zoma 07 aogositra 2026.

▶️Mandary anjara amin'izany ny DPL, DGES, DIEP, RFC ary ireo lehiben'ny ZAP miisa 22 ato amin'ny CISCO.

▶️Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena sy ny UNICEF no nanatontosana izany.

UCOM MEN/Aogositra 2026

12/08/2026

.

Anisan'ny nandray anjara mavitrika tamin'izany ny DREN Anosy
12/08/2026

Anisan'ny nandray anjara mavitrika tamin'izany ny DREN Anosy

✳ Anisan'ny niatrika ny atrikasa mahakasika ny "mise en œuvre du projet RSE" miaraka amin'ireo STD eto anivon'ny distrik...
07/08/2026

✳ Anisan'ny niatrika ny atrikasa mahakasika ny "mise en œuvre du projet RSE" miaraka amin'ireo STD eto anivon'ny distrikan'ny Taolagnaro ny avy ato amin'ny DREN Anosy, ny alakamisy 6 aogositra 2026.

▶Nisy ireo tetik'asa napetraka isaky ny sampandraharaha ary isan'ny nankatoavin'ny "comité d'orientation et de Suivi-RSE" tao anatin' izany ireo tetik'asan'ny fanabeazana eto an-toerana.

UCOM MEN/aogositra 2026

06/08/2026
❇️ANDRAIKITRA IOMBONANA NY FIAROVANA NY ZANATSIKA SY NY ZANDRINTSIKA
05/08/2026

❇️ANDRAIKITRA IOMBONANA NY FIAROVANA NY ZANATSIKA SY NY ZANDRINTSIKA


✳Tanterahina eto Taolagnaro  nanomboka ny alatsinainy 03 aogositra 2026  ary haharitra 5 andro ny atrikasa fanomanana fa...
04/08/2026

✳Tanterahina eto Taolagnaro nanomboka ny alatsinainy 03 aogositra 2026 ary haharitra 5 andro ny atrikasa fanomanana fampiofanana ifotony ireo mpampianatra mbola tsy mpiasam-panjakana amperin'asa izay namaly ny fiantsoana tamin'ny alalan'ny AMI 2023 ka nahafeno fepetra , izay iantsorohan'ny ivon-toeram-piofanana ara-pedagojia (INFP).

▶Mandray anjara amin'izany ireo tompon'andraikitra avy amin'ny DREN Anosy sy DREN Androy ary ireo CISCO mandrafitra azy ireo sy ny solontenan'ny lehiben'ny ZAP.

▶Vokatry ny fiaraha-miasa amin'ny mpiara-miombon'antoka UNICEF no nanatontosana izany.

UCOM MEN/Aogositra 2026

Address

Tanambao
Fort-Dauphin
614

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DREN Anösy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to DREN Anösy Ofisialy:

Shortcuts

Share