∞ Guitare Débutant ∞

∞ Guitare Débutant ∞ Izay kely ananako (haiko) no ho zaraiko eto. Mankasitraka daholo e!

01/11/2024

"Ry Fanahy Mpanazava"~FFPM 190🎶😇

Mihainoa finaritra ary e!!👍🏼



Misaotra anareo rehetra fa nahazo 1K👍👍 ny pagetsika e!Mbola faly mizara eto isan'andro foana aho🎼??😊  😀
10/09/2020

Misaotra anareo rehetra fa nahazo 1K👍👍 ny pagetsika e!

Mbola faly mizara eto isan'andro foana aho🎼??😊


😀

10/09/2020

Tuto kely ndray ary ty e!🎸🎼

Intro: Ramiaramila~~MAHALEO🎵🎶

Ao amin'ny commentaires ny sarin'ireo accord : Si2 (B2), Mi2 (E2), La add9 (A add9), Re2 (D2) 🎸🎼🎼


😃

Salama daholo!"Foiko manontolo"~Bessa🎶🎶Ito ndray ary ny hira hozaraina eto!Efa nomeko ao daholo ireo accord mbola tsy na...
08/09/2020

Salama daholo!

"Foiko manontolo"~Bessa🎶🎶

Ito ndray ary ny hira hozaraina eto!

Efa nomeko ao daholo ireo accord mbola tsy nalefako teto: Am7, D7, G/B, B7??


😀

30/08/2020

Mitendritendry ndraindray e!🎶🎸

"Aoka tsy hisy olona hanao tsinotsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondran-tena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana"
1 Timoty 4:12📖📖


😀

Salama daholo"Hiara hivavaka" ~ Rija Rasolondraibe🎶🎶Io indray ny accord hira hozaraiko eto🎼Efa nomeko ao ihany mou le ac...
27/08/2020

Salama daholo

"Hiara hivavaka" ~ Rija Rasolondraibe🎶🎶

Io indray ny accord hira hozaraiko eto🎼

Efa nomeko ao ihany mou le accord de E7, fa le E7/Ab iny afaka tsy tendrena fa de tonga Am🎼

Mazotoa daholo ary mitendry e??🎸


😀

18/08/2020

Fizarana hira🎸

"On écrit sur les murs" Kids United🎶

Asiana Capot 1er case🎼

On écrit sur les murs
Lam Sol
Le nom de ce qu'on aime
Lam
Des messages pour les jours à venir
Do Sol Do
On écrit sur les murs
Fa Sol
à l'encre de nos veines
Mim Lam
On dessine tout ce que l'on voudrait dire
Fa Sol Lam

Partout autour de nous
Fa Sol Mim Lam
Y'a des signes d'espoir dans les regards
Do Sol Mim Lam
Donnons leurs écrits car dans la nuit
Fa Sol Mim Lam
Tout s'efface même leur trace
Fa Sol


😀

Fizarana accord hiraNamana~TsiakorakaMisy misioka any an-tokotany anyDo                             Fa    NamanaSol     ...
14/08/2020

Fizarana accord hira

Namana~Tsiakoraka

Misy misioka any an-tokotany any
Do Fa
Namana
Sol Do

Misy miantso eny an-dalambe
Do Fa
Namana
Sol Do

Refrain:
Namana ireny tena namana
Sol Fa Do
Solon-drahalahy tsy mba namanamana
Lam Fa Sol Do


😀

Salama daholoNy arpège indray no hojerentsika etoNy arpège dia fomba fitendry iray. Tsiponina tsirairay ny note ao am'il...
11/08/2020

Salama daholo

Ny arpège indray no hojerentsika eto

Ny arpège dia fomba fitendry iray. Tsiponina tsirairay ny note ao am'ilay accord, araka ny hitantsika eo dia ny ankihibe (pouce) no mitsipona ny basse 3 (Mi La Re), ny Index Corde Sol, ny Majeur Corde Si, ny Annulaire Corde Mi kely

Ny ankikely (auriculaire) dia ampahitsiana eo caisse-n'ny guitare, na koa hoe ilay vatan'ny guitare


😀

Hira faharoa ho zaraiko eto!"Tsy azo atao ahoana" ~ DENISE🎶🎶Asiana Capo 2eme case!😊G=Sol ; Bm=Si Mineur ; C=Do ; D=Ré ; ...
09/08/2020

Hira faharoa ho zaraiko eto!

"Tsy azo atao ahoana" ~ DENISE🎶🎶

Asiana Capo 2eme case!😊

G=Sol ; Bm=Si Mineur ; C=Do ; D=Ré ; Am=La Mineur ; Em= Mi Mineur


😀

Address

Fort-Dauphin

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ∞ Guitare Débutant ∞ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share