04/05/2026
✌️🥳🎊Reto ny zokinay🎊🥳✌️
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from The Sisters Kid's, Dance School, Fianarantsoa.
04/05/2026
✌️🥳🎊Reto ny zokinay🎊🥳✌️
29/04/2026
🎀🎉Journée Mondiale de la DANSE 🎀🎉Faly miaraha antsika mpandihy rehetra nahatratra n andro androany
🎉Aza adino fa na Mbola Kely Ary dia efa afaka maneho Talenta sy miaina ao anatin'i dihy🎊
Tsy mifidy taona 🎀vatana🎀foko🎀saranga🎀ny dihy 🥰💗
Trandraho Ary ilay Talenta fa aza avela hatory fotsiny ao anatinao fa Mbola tsy tara enao Raha izao vao hanomboka🎉❤️
💗🥳 Happy birthday Joy Rebelle Antøniãa
09/04/2026
🙏Mila courage fona amin'izao fiainana Zao🙏
🥺Marary ve 🥺tsy hita izao atao 🥺
N'y fiainana anie ka mifaninana aminao eh🥺
Te hiady aminao tsotra izao izy nefa ianao tsy naninona azy akory😓
Ampandaloviny eo aminao daholo izao rehetra izao mba handrangitany anao hamaly azy 💔
✍️Ampiadiviny aminao n'y namanao Sady asainy mamadika anao🤧
✍️Esoriny aminao ny olona tena tinao sady ataony mankahala anao💔
✍️Ataony sarotra be ianao vao mahita vola sy mahazo izay Zavatra tinao💥
✍️Ataony tapidalan_kaleha mihintsy ianao mba ho kivy🥱
✍️Ataony tsy mahomby avokoa izay rehetra ataonao 🤯
✍️Ataony feno olana daholo izay rehetra alehanao🤥
✍️Ataony ranomaso fona no anokafanao n'y tontolo Andro Ary ranomaso ihany no itsenanao ny alina mangina😭
✍️Ataony mahatsapa irery ianao ka tsisy itarainana🥺
✍️Ataony mankahala anao sy manaratsy anao daholo izao olona rehetra izao😣
✍️Ataony misalasala ianao amin'izay Safidy ataonao rehetra 🙄
✍️Ataony toy ny tsy mety Sady disoiny avokoa izay rehetra Kely vitanao🙌
✍️Ataony tsisy dikany Sady very maina fotsiny izay tsara vitanao😢
✍️Ataony marary fôna ny fonao💔
✍️Ary farany dia ataony mamoy fo mihintsy ianao ka tapitra hatreo ireo rehetra ireo💔🙌
Zay Ilay fiainana 💫
✍️ Rojoniaina
Aiza daholo ny ankizy tsika eh🥰ndao handihy Miaraka aminay
08/02/2026
🎉 Coucou les loulous 🥰Aza adino fa amin'i larobia izao ny fandraisana ankizy vavy Kely izay vonona handihy eto Fianarantsoa💕Alefaso n'y Zaza hiala voly amin'i dihy🥰Mp Raha Mila fanazavana fanampiana 🙏