18/08/2026
Iza daholo ilay mbola sahirana rehefa miresaka français sy anglais ??
Tsotra kely ilay raha mazoto sy mahay maka ambiance fotsiny ianao mianatra azy😁, surtout rehefa mianatra ato @ MFP ianao dia hahazo aina ary ho Tonga saina oe hay mora kely ihany ilay mamolaka lela👅.
Mbola mandray mpianatra izahay , surtout ireo tena vao hanomboka mihitsy na français na anglais.
TSOTRA HO AHO ILAY MIRESAKA MISOSA TSARA 😁
Lieu : Fianarantsoa ( Igaga )
Tel : 0349250921 / 0333114108