Kiadin'i Madagasikara Faritany Haute Matsiatra

Kiadin'i Madagasikara Faritany Haute Matsiatra Kiadin'I Madagasikara
Skoto Laika sy Marolafy

21/09/2025

🇬🇧 Official Announcement

🎉 We are proud to officially announce the election of Franck RAMANARIVO, as the Chairperson of the Africa Scout Committee for the term 2025–2028! 🌍

This historic election took place today during the 19th Africa Scout Conference, currently being held at the CCI Ivato in Antananarivo, Madagascar 🇲🇬.

Former International Commissioner of the Malagasy Scout Federation, Teky now takes on a continental leadership role a great honour, but also a major challenge for Madagascar, as the country steps up to contribute to the future of Scouting across Africa.

👏 Arahabaina! Manohana sy mitrotro am-bavaka an’ise🇲🇬

Manomboka amiko ny Fandriapahalemana
21/09/2025

Manomboka amiko ny Fandriapahalemana

21/09/2025
18/09/2025

Akory ny hafaliana mahita ireo Skoto Zazavavy Malagasy mandray anjara amin’ny Africa Climate Summit☀️🌍🌟

Misolotena ny Skotisma Zazavavy Malagasy i Shaïne Randrianambinina amin’ny fiarahamiasa miaraka amin’ny UNICEF Madagascar sy ny Kiadin’i Madagasikara.

Mirary soa ho azy ireo isika, indrindra ho an’i Joyce Gildas izay Fanilon'i Madagasikara
Marihina fa haharitra hateloana ity hetsika ity, ary ny andro voalohany dia anio.

👉 Ho an’ny ankizivavy sy ny tontolo iainany! 🌱💚



Ainga vaovao ho an'ny  ' I Madagasikara Haute Matsiatra ny fiofanana   ho an'ireo Mpiandraikitra sy   hoan'ireo Ekipan'n...
07/09/2025

Ainga vaovao ho an'ny ' I Madagasikara Haute Matsiatra ny fiofanana ho an'ireo Mpiandraikitra sy hoan'ireo Ekipan'ny faritany izay vao voafidy.
Liana tanteraka ny mpiofana ary naneho fahavononana hampandroso ny fikambanana
Nandray ofana na VOAARO AMIN'NY HERISETRA izay ofana iraisam-pirenena ihany koa ireo mpiofana
isaorana ireo Mpampiofana:
Chef de camp : Boeza Mandrindra
Directeur de stage : PHAONA Mpitarika

Address

MATSIATRA AMBONY
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiadin'i Madagasikara Faritany Haute Matsiatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share