U.M.C Fianarantsoa

U.M.C Fianarantsoa πŸ‡ΊπŸ‡² FAMPIANARANA TENY ANGLISY AMERIKANINA πŸ‡ΊπŸ‡²
AZA MISALASALA MANDEFA HAFATRA NA MIANTSO AVY HATRANY :

0345115591
0331006155

πŸ€— Manatitra ny arahaba ho atsika rehetra eee!!!Eto ah dia te hampahatsiahy antsika fotsiny fa efa madiva hifarana indray...
18/01/2026

πŸ€— Manatitra ny arahaba ho atsika rehetra eee!!!

Eto ah dia te hampahatsiahy antsika fotsiny fa efa madiva hifarana indray ty ny volana izay fiandohan'ny taona 2026 ka hoy ah hoe:

πŸ‘‰πŸ»AONA IREO TANJONA SY DINGANA IZAY NAPETRAKAO SY NANOMEZANAO TOKY NY TENANAO FA HO VITAINA @ TY TAONA TY?

πŸ‘‰πŸ»MBOLA LAVA NY FOTOANA FA MBA INONA NO DINGANA MBA EFA VITA? SA HOE MBOLA ALEO RAHAMPITSO NA @ HERINANDRO NA @ VOLANA MIDITRA?

πŸ‘‰πŸ»MBOLA MATAHOTRA FOANA VE IANAO? MBOLA MISALASALA?
ATOMBOHY FOTSINY ANY ALOHA DIA EO MAHITA ANAZY FA AZA MANDRIMANDRY MANANA ARETINA IZANY!

πŸ‘‰πŸ»SAMY MANANA NOFINOFY MY REHETRA ARY BETSAKA NY EFA TAPA-KEVITRA EFA HATR@ ELA FA VITSY NO NANOMBOKA NY ASA ARY MBOLA VITSY KOA ARY NY MAHARITRA @ IZAY EFA NATOMBOKA!!!

'NDAO EEE, 'NDAO RAHA SAHY DIA RAISO NY APINGA FA ADY NY FIAINANA!

MBOLA VONONA HATRANY HANDRAY ANAO IZAHAY ATO U.M.C Fianarantsoa HAMPIANATRA ANAO NY TENY ANGLISY ARY IHANY KOA IREO FOMBA FISAINANA METY AFAKA HANOVA ANAOπŸ€—
MIRARISOA Γ”πŸ™πŸ»πŸ₯³

Hi guys 🀠 Tolorako Fitia hatrany ao anaty fizarana vocabularies nareoπŸ€—πŸ§’πŸ» Mazotoa manaraka hatrany eee πŸ‘ŠπŸ» U.M.C Fianarant...
13/01/2026

Hi guys 🀠
Tolorako Fitia hatrany ao anaty fizarana vocabularies nareoπŸ€—

πŸ§’πŸ» Mazotoa manaraka hatrany eee πŸ‘ŠπŸ»

U.M.C Fianarantsoa

Am-pitiavana be hatrany no izarana fahalalana ka mazotoa mamoky ny saina @ alalan'ny fianarana eeeπŸ₯³πŸ‘‰πŸ»@ ALATSINAINY IZAO ...
10/01/2026

Am-pitiavana be hatrany no izarana fahalalana ka mazotoa mamoky ny saina @ alalan'ny fianarana eeeπŸ₯³

πŸ‘‰πŸ»@ ALATSINAINY IZAO NY FIDIRANA VAOVAO ARY MIRARISOA SAHADY HO AN'IZAY EFA HIARAKA HAHOMBY AMINAY @ TY TAONA TYπŸ₯³πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡ΊπŸ‡²

πŸ‘‰πŸ»U.M.C Fianarantsoa πŸ€—

Hi guys πŸ€— ato indray ho an'ny androany πŸ™πŸ» Mazotoa hatrany eee ☺️
09/01/2026

Hi guys πŸ€—
ato indray ho an'ny androany πŸ™πŸ»

Mazotoa hatrany eee ☺️

Hi guys πŸ€— Ato indray ary ny sakafon-tsaina eee,, mazotoa manaraka sy mianatra hatrany πŸ™πŸ»πŸ‡ΊπŸ‡² UMC Fianarantsoa FIDIRANA VAO...
08/01/2026

Hi guys πŸ€—
Ato indray ary ny sakafon-tsaina eee,, mazotoa manaraka sy mianatra hatrany πŸ™πŸ»πŸ‡ΊπŸ‡²
UMC Fianarantsoa

FIDIRANA VAOVAO: 12 JANVIER IZAO πŸŽ‰ AZA TARAIKY πŸ₯³

Miarahaba antsika rehetra nahatratra sy tratran'ny taona vaovao daholo πŸ₯³ πŸŽ‰@ izao fiatombohan'ny taona 2026 izao dia tsar...
07/01/2026

Miarahaba antsika rehetra nahatratra sy tratran'ny taona vaovao daholo πŸ₯³

πŸŽ‰@ izao fiatombohan'ny taona 2026 izao dia tsara raha mametraka drafitra isika handrindrana ny volana maro hifanesy ka Samia mijery izay lafiny mila fanatsarana!

πŸ§’πŸ» Atombokatsika tsikelikely anefa ilay izy fa tsy misy zavatra tonga dia ho vita indray manao izany fa asa sy ezaka ary faharetana mitambatra ao anaty fotoana maharitra no ahazoana vokatra tsaraπŸ”₯

Mirarisoa atsika rehetra πŸŽ‰πŸ™πŸ»

ARY MBOLA MANDRAY MPIANATRA VAOVAO FOANA ARY @ 12 JANVIER IZAO(@ ALATSINAINY) NY FIDIRANA πŸ‡ΊπŸ‡²πŸŽ‰
U.M.C Fianarantsoa

27/12/2025

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Santatr'i Ny Aina, Mini Prix Mada Accessoires, Fnt Ofisialy, El Kangaroo

@ IZAO FARAN'NY TAONA IZAO DIA MISY NY FANOMEZANA HO AN'IREO IZAY MANAO "INSCRIPTION" VAOVAO HO AN'NY FIDIRANA @ 12 JANV...
26/12/2025

@ IZAO FARAN'NY TAONA IZAO DIA MISY NY FANOMEZANA HO AN'IREO IZAY MANAO "INSCRIPTION" VAOVAO HO AN'NY FIDIRANA @ 12 JANVIER KA AZA TARAπŸ₯³
UMC FIANARANTSOA TSY HANDISO FANANTENANA ANAO IZANYπŸ˜‰

25/12/2025
MBOLA MANDRAY MPIANATRA VAOVAO FOANA IZAHAY ALOHA HATRETO πŸ€—
18/12/2025

MBOLA MANDRAY MPIANATRA VAOVAO FOANA IZAHAY ALOHA HATRETO πŸ€—

Address

Tanambao Fianarantsoa
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when U.M.C Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category