DLS - Deutsch Lernen und Sprechen Fianarantsoa

DLS - Deutsch Lernen und Sprechen Fianarantsoa Mit uns, kannst du dein Ziel erreichen! Miaraka aminay, afaka manatanteraka ny tanjonao ianao!

Ndao ary ho valiana ireo fanontaniana manitikitika ny sainareo 🥰Midira ao amin'ny commentaire...👇
25/07/2026

Ndao ary ho valiana ireo fanontaniana manitikitika ny sainareo 🥰
Midira ao amin'ny commentaire...👇

Tsy mora ny lalana, fa ny ezaka sy ny faharetana no mitondra antsika amin'ny fahombiazana 🥰
24/07/2026

Tsy mora ny lalana, fa ny ezaka sy ny faharetana no mitondra antsika amin'ny fahombiazana 🥰

Mba tantarao anay hoe ilay souvenir mba tena nahafinaritra anao iny 🥰
23/07/2026

Mba tantarao anay hoe ilay souvenir mba tena nahafinaritra anao iny 🥰

Ndao ary samy haneho ny heviny fa vonona hihaino anao izahay 😊
23/07/2026

Ndao ary samy haneho ny heviny fa vonona hihaino anao izahay 😊

Ankoatra ny Au-Pair,dia mandray antanana ny fikarakarana FSJ,sy BFD koa ny DLS.
22/07/2026

Ankoatra ny Au-Pair,dia mandray antanana ny fikarakarana FSJ,sy BFD koa ny DLS.

22/07/2026

Vocabulaire du jour 😊

21/07/2026

Mety ho nofy anio fa...
Mety ho zava-misy rahampitso.
Ary mety ho DLS Fianarantsoa no passeport ahafahanao manatanteraka ny nofinofinao 🥰

Ity indray ary misy vocabulaire tsara ho hain-tsika amin'izao vanim-potoana ny hatsiaka izao.🥶❤️
21/07/2026

Ity indray ary misy vocabulaire tsara ho hain-tsika amin'izao vanim-potoana ny hatsiaka izao.🥶❤️

19/07/2026

Anisan'ny tena mahafaly anay ny mahazo retour tsara toy izao avy amin'ny mpianatra 🥰

18/07/2026

Avant et Après mpianatra tato amin'ny DLS : porofo fa ny faharetana sy ny fanomanana dia mitondra vokatra. ✨

Address

Tambohobe Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261346179284

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DLS - Deutsch Lernen und Sprechen Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to DLS - Deutsch Lernen und Sprechen Fianarantsoa:

Shortcuts

Share