EMIT Section Chrétienne

EMIT Section Chrétienne

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EMIT Section Chrétienne, Religious school, EMIT Andrainjato, Fianarantsoa.

Photos from EMIT Section Chrétienne's post 23/03/2026

📖 Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao. 📖
— Isaia 60: 1

🌍 Miarahaba ny Talen'ny EMIT, Pr Hasina Rakotonirainy no Sady Ray aman-dreny ara-Panahy ny EMIT Section Chrétienne izay voasafidy ho isan’ireo “100 personnalités de l’éducation les plus influentes en Afrique - 2025”. 👏

Tao Accra, Ghana 🇬🇭 no nandraisany ny mari-pankasitrahana, nandritran'ny "Africa Education Summit". 👏✨

Mirary fahombiazana ho anao hatrany izahay Tale dia ho tahian’Andriamanitra hatrany amin’ny asa fanabeazana sy fanompoana.🙏🏻

02/03/2026

✨Izaho hilaza hoe: Matoky Anao aho Jesosy ✨
Androany teneno amin'ny fonao manontolo Jesosy hoe : matoky Anao aho.

EMIT Section Chrétienne


11/02/2026

✨Car c’est moi, l’Eternel, qui suis ton Dieu, je saisis ta main droite, je te dis : Sois sans crainte, je suis là pour t’aider. ‭Esaïe 41:13✨

✨Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao no mitantana ny tananao ankavanana, dia ilay manao aminao hoe: Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao. Isaia 41:13✨

EMIT Section Chrétienne

04/02/2026

🚨 A tous ceux qui n'ont pas pu assister à l' accueil de nouveau membre du 02 Février 🚨

✨ On accueille toujours de nouveau membre

📆 Chaque lundi à 12h15
📍 Dans la salle B001 de l' EMIT Andrainjato

Rendez-vous ce lundi ☺️
Que Dieu te Bénisse

EMIT Section Chrétienne

28/01/2026

📢 Acceuil de nouveaux membres à l’EMIT Section Chrétienne.
Tu es étudiant(e) à l’EMIT et tu ressens le désir de découvrir Dieu, de grandir dans la foi ou simplement de vivre des moments riches de sens ? 🌱

👉🏻 L’EMIT Section Chrétienne t’ouvre grand ses portes !

📅 Rendez-vous le lundi 02 février 2026
⏰ À partir de 12h15

Notre club est un espace fraternel qui rassemble les chrétiens ainsi que ceux qui ne le sont pas encore, mais qui ont envie de découvrir les valeurs chrétiennes dans un esprit d’amour, de respect et de bienveillance. 🥰

Au programme :
🙏🏻 Moments de prière
📖 Enseignements et éducations bibliques
🤝🏻 Et beaucoup d'autres activités enrichissantes et conviviales
✨ Le tout dans le respect des principes chrétiens

Ici, aucun critère, aucun jugement :
viens simplement tel que tu es. ❤

📖 « Car là où deux ou trois sont assemblés en mon nom, je suis au milieu d’eux. »
— Matthieu 18:20

Nous serons ravis de t’accueillir et de grandir avec toi ✨
Que Dieu te bénisse 🙏



EMIT Section Chrétienne

01/01/2026

✨Eksodosy 33:19a
Fa hoy kosa Jehovah: Izaho hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao ka hanonona ny anaran'i Jehovah eo anatrehanao;✨

💙NyEMIT Section Chrétienne dia miarahaba anao nahatratra ny taona vaovao 2026 ✨
Mirary taona feno fifaliana sy fitahina ary fahombiazana ho anao.
Ary Andriamanitra hiara mandeha aminao amin'izay rehetra ataonao🙏


25/12/2025

✨Toutes l'équipe de l' EMIT Section Chrétienne vous souhaite un très Joyeux Noël🎉

✨Passer de belles fêtes et que Dieu vous bénisse 🙏


16/12/2025

✨Miharaba anao Tale Hasina Rakotonirainy amin' izao tsingiheritaona nahaterahanao izao 🎉

✨ Salamo 91:14-16
Satria Izaho no niraiketan'ny fitiavany, Dia hamonjy azy Aho, Hanandratra azy ho any amin'ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy
Hiantso Ahy izy, dia hamaly azy Aho; Ho eo aminy Aho, raha ory izy; Hamonjy sy hanome voninahitra azy Aho.
Hovokisako fahela-velona izy Ary hasehoko azy ny famonjeko.✨

Ny Tompo homba anao hatrany 🙏

EMIT Section Chrétienne

06/11/2025

✨Quel que soit votre travail, faites-le de tout votre cœur, et cela comme pour le Seigneur et non pour des hommes.‭Colossiens 3:23✨

✨Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona. Kolosiana 3:23✨

EMIT Section Chrétienne

03/11/2025

✨Jésus leur répondit : Ce qui est impossible aux hommes est possible à Dieu.‭Luc 18:27 ✨

✨Fa hoy Jesosy: Izay zavatra tsy hain'ny olona dia hain'Andriamanitra.Lioka 18:27✨

EMIT Section Chrétienne

21/10/2025

✨Car le Fils de l’homme n’est pas venu pour se faire servir, mais pour servir et donner sa vie en rançon pour beaucoup.Marc 10:45 BDS‬✨

✨Fa ny Zanak'olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro.Marka 10:45✨

EMIT Section Chrétienne


14/10/2025

✨Or, sans la foi, il est impossible de lui être agréable. Car celui qui s’approche de Dieu doit croire qu’il existe et qu’il récompense ceux qui se tournent vers lui.‭Hébreux 11:6✨

✨Fa raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy.✨

EMIT Section Chrétienne


Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

EMIT Andrainjato
Fianarantsoa