23/07/2026
🔊🔊Bonsoir mes chers abonnés!👋
Mino izahay fa tsy very maina ny fahalalana zarainay isan'andro eto amin'ny pejy Center for French and English Learning (CFEL ). Izany no antony tsy mahasasatra anay mizara voambolana , lesona , torohevitra hanampy anareo hivoatra amin'ny fianarana teny frantsay.
Araka ny fomba fiteny hoe: « Tsy misy manana ny ampy hono, fa sambatra izay mifanampy. » Izany indrindra no foto-kevitra entinay: mizara fahalalana, ary miara-mandroso.💪💪
Mirary fahombiazana sy fandrosoana ho an'ny mpanaraka rehetra eto amin'ny pejy izahay. Enga anie ny ezaka ataonareo anio hitondra vokatra lehibe rahampitso, ary samy hambin-javamahasoa eo amin'ny fiainana. 🥰🥰
✅ CFEL vous aime tous 🥰♥️