AMMI - Arts & Music MInistry

AMMI - Arts & Music MInistry Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AMMI - Arts & Music MInistry, Performing arts school, 02 A/3609 Talatamaty Ambony, Fianarantsoa.

Ny AMMI dia sekoly iray mampianatra mozika klasika eto fianarantsoa.Izahay dia manana tanjona ny hitaiza sy hanabe ireo ankizy sy tanora ary olon-dehibe ho tonga mpitarika sy mpiangaly mozika matihanina.Manantona ary fa vonona ny hanampy izahay

Ho an'ireo izay nanontany fianarana any Antananarivo. Aza tara e!
16/05/2026

Ho an'ireo izay nanontany fianarana any Antananarivo. Aza tara e!

14/05/2026
"Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy,Izay ...
14/05/2026

"Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy,
Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra. 2. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany."
Kolosiana 3. 1-2

12/05/2026

Mankasitraka ny Radio Jiro Sy Fanasina Rejf amin'ny fiaraha-miasa.
.00

Eo ampiomanana ny hanome ny tsara ho anareo izahay.
11/05/2026

Eo ampiomanana ny hanome ny tsara ho anareo izahay.

Ho an'izay any Antananarivo any
03/05/2026

Ho an'izay any Antananarivo any

๐Ÿ””๐—ฆ๐—ถ๐—ป๐—ด ๐˜๐—ผ ๐—›๐—ถ๐—บ ๐—ฎ ๐—ป๐—ฒ๐˜„ ๐˜€๐—ผ๐—ป๐—ด; ๐—ฃ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜€๐—ธ๐—ถ๐—น๐—น๐—ณ๐˜‚๐—น๐—น๐˜† ๐˜„๐—ถ๐˜๐—ต ๐—ฎ ๐˜€๐—ต๐—ผ๐˜‚๐˜ ๐—ผ๐—ณ ๐—ท๐—ผ๐˜†. ๐—ฃ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—บ ๐Ÿฏ๐Ÿฏ:๐Ÿฏ

๐Ÿ“… ๏ผณ๏ฝ•๏ฝŽ๏ฝ„๏ฝ๏ฝ™ ๏ผ‘๏ผ—๏ฝ”๏ฝˆ ๏ผญ๏ฝ๏ฝ™๏ผŒ ๏ผ’๏ผ๏ผ’๏ผ– ๏ฝ๏ฝ” ๏ผ“๏ฝ๏ผŽ๏ฝ

๐Ÿ’’ ๏ผฆ๏ผช๏ผซ๏ผญ ๏ผก๏ฝŽ๏ฝ„๏ฝ’๏ฝ๏ฝ‰๏ฝŽ๏ฝ๏ฝ’๏ฝ‰๏ฝ–๏ฝ ๏ผฆ๏ฝ๏ฝˆ๏ฝ๏ฝ“๏ฝ๏ฝ๏ฝ–๏ฝ๏ฝŽ๏ฝ

Ny AMMI - Arts & Music MInistry sy UFCS - University of Fianarantsoa Choir School dia manolotra anao: ๐Ÿ‘‰ "Sing a new song...
01/05/2026

Ny AMMI - Arts & Music MInistry sy UFCS - University of Fianarantsoa Choir School dia manolotra anao:
๐Ÿ‘‰ "Sing a new song " (antokom-pihira mitambatra), Kaonseritra klasika lehibe izay ahitana ny :
- AMMI&UFCS's Choir
- Ny Tanora Marina Soanierana
- Antsan'ny Lanitra Ampitakely
- Ny Strings E (Ensemble Violon)

Izany dia hatao ny 31 May 2026 ho avy izao, eny amin'ny FLM Tobim-pifaliana Soanierana. Manomboka amin'ny telo (3) ora tolak'andro.

๐Ÿ‘‰ Tsy misy vidim-pidirana fa rakitra no tatazana.

Salama aby e! Samia miomana dieny izao ary e! Efa fantatra ny daty izay hanaovana ny Kaonseritra klasika lehibe, ... ny ...
26/04/2026

Salama aby e! Samia miomana dieny izao ary e! Efa fantatra ny daty izay hanaovana ny Kaonseritra klasika lehibe, ... ny 31 May 2026

Alamino ny fotoana ary e!

25/04/2026

Address

02 A/3609 Talatamaty Ambony
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMMI - Arts & Music MInistry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share