Un grand merci à nos nouveaux followers !
Restez connecté la team🔥 MMikea Aurelien NNoums Rak TTanteraka Ciatripa AAndo Manantsoa JJah Andrea's NNy Mendrika Randriamifidy OOunj Takalo Kolontsaina Kulturaustausch JJenny Rasamiarison RRanaivoharisoa Notiavina Riantsoa
I-Bosy initiative
Innovative Bilingualism and Oratory for Supporting Youth
22/10/2024
💣Hevitra diso vitsivitsy matetika voizin'ireo coach en développement personnel sasany:
1🔴 Safidy ny fahasambarana
- Tsy afaka tsotso***a ohatr'izany akory ilay izy satria lasa manamaivana ireo olana ara-psikolojia izay tsy voatery hitovy.
🤍Ny fahasambarana dia miankina amina teboka roa goavana. Ianao sy ny manodidina anao, ary ny tontolo iainanao. Midika izany fa samihafa ny lalana mankany amin'ny fahasambarana hoan'ny tsirairay arakaraky ny fototry ny olany.
2🔴 Mila mijery ny lafy tsara hatrany eo amin'ny fiainana:
- Ny fivoizana diso momba an'io mijery "côté positif" io dia mety hiteraka fahadisoam-panantenana mitondra any amin'ny famoizam-po, na fanilihana ny tsy mety any amin'olon-kafa ka ho lasa "toxique"ianao.
🤍Ny fijerena sy fahatsapana ny lafy ratsy na ny tsy nety teo aloha dia manampy anao hamboly lalana vaovao hiolahana na hiarenana mba tsy hidofotra amin'iny fanindroany. Ny fahadisoana dia mila atrehana mba andraisana lesona fa tsy sanatria odian-tsy hita ka anilihana ny tsiny any amin'ny hafa.
3🔴 Ny olona rehetra dia mahomby rehefa miezaka mafy:
- io teny io dia midika hoe tsy nanao ezaka izany ny olona iray raha tsy mahomby amin'izay fikasana noketrehiny. Manimba motivation an'olona izany.
🤍Ny ezaka ataonao dia anisany fototra lehibe amin'ny mety ho fahombiazanao, saingy aza hadino fa misy foana ny teboka hafa mihazona anjara toerana eo amin'ny fiainanao izay tsy afaka fehezinao toy ny vanimpotoana, ny toerana, ny fahasalamana, ny asa, ny mpiara-miombona antoka etc...
4🔴Ianao ihany no sakana tsy mampahomby ny tenanao:
- Io teny io dia minia mandà ny fisian'ny olana maro izay tsy voatery miankina aminao (tsy fahasalamana, fikatonana tampoka ny o***asa niasanao ohatra etc...)
🤍Avy aminao ny ezaka voalohany. Saingy manoloana ireo olana sedraina eny amin'ny lalan'ny fahombiazana dia ilaina ny manana namana afaka mifanohana. Tsy voatery amin'ny lafiny ara-bola irery fa na ara-kevitra sy ara-moraly koa aza. Fantaro fa nizaniza olona mantajaka eto an-tany dia manana mpanolo-tsaina. Midika izany fa ny mokondoha anao irery tsy ampy hisondrotana na hiazonana io toerana misy anao io.
5🔴Ny zavatra rehetra miseho eo amin'ny fiainanao dia vokatry ny nataonao:
- Miteraka hakiviana sy manimba fahatokisan-tena an'olona anefa io.
🤍Araka ilay efa voalaza tetsy ambony. Betsaka ny antony tsy miankina amin'ny tena toy ny tsy fahasalamana ohatra. Misy koa ny voaroaka amin'ny asa satria faillite ilay o***asa fa tsy voatery hoe nanao hadisoana izy sns....
Fehiny. Aza maika hanome tsiny ny tenanao rehefa misedra tsy fahombiazana ary aza atao mahakivy izany fa avadiho ho erijika enti-miady
💡💡Jerena toa manintona be ireo teboka vitsivitsy notanisako ireo saingy raha tsy mitandrina mety hanimba ny saina. Ny fiezahana hanana foto-pisainana miabo dia mila fahaizana manaiky fa maro ny olana izay tsy miankina amin'ny tena fa mila atrehina. Manaiky ihany koa fa mety ho diso ary miezaka mba tsy hiverenan'izany intsony.
19/10/2024
💡LE LION NE MARCHE PAS SEUL💡
Fomba fiteny entin'ny olona ankaherezana tena matetika ilay hoe "Ny Liona aza mahery anefa mandeha irery"
Eo amin'ny fiainana tokoa dia ilaina ny mikofoka amin'ny herin'ny tena ary miezaka tsikelikely mamboly fototra mba hahatonga "réalité" ny nofinofinao. Saingy ny taotrano tsy vita irery hoy ny Ntaolo.
Tadidinao ilay Liona teo ? Hainao ve fa ny Liona anie ka manana "Meute" ekipa fa tsy miady irery izany akory?
Ireo ekipa ireo dia mifampiaro sy mifanohana ary miara-mihaza.
Raha tena te hahomby izany dia mahaiza mifidy ireo namana hiarahana mitan-tsoroka. Na ny o***asa farany goavana indrindra eto an-tany aza dia mbola manana mpiara-miasa sy mpiara-miombona antoka aminy mba hanamafy o***a azy hatrany.
16/10/2024
Fony fahazaza isika dia nanao an'irony kilalao dinety sy kivarobarotra irony. Fonona pecto sy bonbon jocke no natao kivolavola. Nitombo ny taona, niditra min'ny fahatanorana dia nanomboka nanam-pitiavana, niezaka nitory fitia tamin'ilay olona nahababo ny fo. Nandresy lahatra azy mba hiombona ho iray amin'ny tena.
Hainao ve fa ireo fihetsika napetraky ny tantara ireo dia anisany namolavola anao sahady hifehy ny fahaizana manao "négociation" sy ny resaka fandresen-dahatra "persuasion" ?
Fa maninona no mila ianarana sy trandrahina izany ?
Ny fiainan-tsika andavanandro, na ilay rehefa mividy na mivarotra fripy dia efa négociation.
Isika miatrika "entretient d'embauche" ireny dia négociation
Mainka moa fa isika izay misehatra amin'ny resaka startup sy entrepreneuriat dia tena milomano ao anatin'io foana satria fahaizana sy traikefa na vokatra no entina andresena lahatra ny hafa.
Ny fifehezana ny "Art de la négociation" dia manampy anao hametraka ny tenanao, ny traikefanao na ny vokatra izay amidinao amin'ny lanja tena tokony hisy azy.
ANKASITRAHANA isika tonga nanatrika ny fampizarana momba ity tsoak'evitra iray ity. Mbola hoavy ny manaraka hoan'izay tsy naharaka
Centre d'Appui à l'Employablité des Etudiants - Université de Fianarantsoa
Journées de l'employabilité 2024 I-Bosy initiative MK Corporation
11/10/2024
On se donne rendez-vous ce mardi pour une séance de partage sur le thème de l'introduction à la médiation et à la négociation. Marquez vos agendas.
Journées de l'employabilité 2024
Centre d'Appui à l'Employablité des Etudiants - Université de Fianarantsoa
Université de Fianarantsoa Andrainjato
07/10/2024
Fa inona marina ilay I-bosy initiative e ???🤔
💡Izahay dia vondrona tanora manana traikefa izay Nanapakevitra ny hizara sy hampiofana ireo tanora namana liana sy mahafantatra ny maha zava-dehibe ny fifehezana ireo sehatra maro voatanisa etsy amin'ny peta-drindrina ireo.
Koa raha mahaliana anao ny tolotra omenay dia efa io ny laharana. Afaka mandefa hafatra miafina ihany koa eto amin'ny pejy.
06/10/2024
💡Combien d'entre nous savent faire la différence ?
👉Travailleur indépendant👈
Il travaille généralement seul et offre ses services en son nom propre (comme un consultant, un artisan ou un freelance).
Il n'a pas de salariés ou d'employés sous ses ordres.
Son activité est souvent liée à la prestation de services spécifiques et personnels.
Il gère lui-même son activité, son emploi du temps, et sa rémunération dépend directement du travail réalisé.
👉Entrepreneur👈
Il peut créer une entreprise, embaucher des employés et faire évoluer son activité.
Il prend souvent plus de risques en lançant des projets, en recherchant du financement, et en cherchant à faire croître son entreprise.
Un entrepreneur gère une structure qui peut fonctionner indépendamment de sa présence active au quotidien (par exemple, avec des équipes, des processus, etc.).
Son objectif est généralement de développer une entreprise qui génère des revenus de manière plus autonome.
29/09/2024
👉 LEÇON DU JOUR👈
"Tout" et "tous" en français ont des usages différents selon leur fonction et le genre ou le nombre du mot auquel ils se rapportent. Voici une explication simple pour les distinguer :
Tout (masculin singulier) : signifie "entier" ou "complet".
Exemple : Tout le monde est là (Tout = chaque personne, au complet).
Toute (féminin singulier) : même sens que "tout", mais utilisé pour les noms féminins.
Exemple : Toute la maison est propre.
Tous (masculin pluriel) : signifie "chaque" ou "tous ensemble" pour des noms masculins pluriels. La prononciation est "tou", sauf si c'est un pronom.
Exemple : Tous les enfants jouent (Tous = chaque enfant).
Mais : Je les ai tous vus (Ici "tous" se prononce "tousse").
Toutes (féminin pluriel) : utilisé pour les noms féminins pluriels, même sens que "tous".
Exemple : Toutes les filles dansent.
En résumé :
Tout / toute : singulier.
Tous / toutes : pluriel.
25/09/2024
On parle souvent de médiateur et de négociateur.
A première vue, on a l'impression que ce sont les deux faces d'une même pièce mais qu'en est-il vraiment ? 😏
le aide à faciliter la communication entre deux parties, tandis que le représente et défend les intérêts d'une partie dans un processus de dialogue.
En suivant des formations approfondies avec I-BOSY initiative vous aurez l'occasion d'approfondir vos compétences dans ces domaines.
😉
24/09/2024
💡💡💡💡💡💡💡💡💡💡💡💡
Maro ny coach en développement personnel miforona ankehitriny.
Fantatrao ve anefa fa raha ny tena tokony ho izy dia mila manana mari-pahaizana avy amin'ny ICF (International Coach Federation), na avy amin'ny toeram-piofanana iray rantsana amin'io ny olona iray vao tokony afaka misehatra amin'io tontolo io ?
Noho izany. Hadihadio tsara ihany aloha fa tsy izay milaza azy ho coach en développement personnel rehetra no ampy traikefa sy azo itokisana.
19/09/2024
Quelques images de notre atelier pratique en public speaking qui s'est tenu au CA2E le mardi 10 septembre dernier !
Un grand merci à ceux qui y ont assisté car sachez-le:
Les meilleurs restent à venir 😊 !
Click here to claim your Sponsored Listing.