Fanainga Label - New generation

Fanainga Label - New generation Society of medication fu***ng the babylooon. Working to save humanity from bad minded people

26/03/2023

Bobaka ny in load amzao. Biggup hoan'ireo mangetaheta rap.. 🧐👊👊

Misy anzany sao liana.
09/03/2023

Misy anzany sao liana.

✨✨ RAP GAME ✨✨

🔵🔵 INSCRIPTION OUVERTE 🔵🔵

Ny fifaninana RAP GAME dia malalaka hoan' nareo izay mahatsapa fa manana talenta amin'ny famoronana Rap.

Hira ray isaky ny tarika na isaky ny MC no horaisina amin'izany, ary hira mihisa 20 ihany no horaisina amin'ity andiany voalohany ity. ( Format wave na mp3 )

Ka hatramin'i zoma 31 Mars ny fisoratana anarana. Manomboka ny 3 avril ny fandefasana ny vidéo izay hosafidian'ny public ary eto amin'ny pejy n i Psykopasy izany no hoalefa.

Teti-bola 50 000 ar sy clip gratuit anak'iray ny loka hoan'ny mpandresy.
Misoratra anaty affiche ny fomba fandraisana anjara sy ny fandefasana ny hira.

Ny public irery ihany no tompontsafidy ary izay vidéo be réaction sy be vue no mivoaka hompandresy.

Fanazavana fanampiny 0342506849 na MP ( Tsilavo Tenshi Videographer )

Calme calme iany ry liakaa.. 🌃
12/02/2023

Calme calme iany ry liakaa.. 🌃

06/02/2023

🔥🔥🔥

Paré ny avant.FNG 🎵🤙
18/01/2023

Paré ny avant.
FNG 🎵🤙

Happy birthday Bond-sist ofisialy 🎉
16/01/2023

Happy birthday Bond-sist ofisialy 🎉

Yo yo. Zany ny live. Tongava maro fa show be ndray io a. Sady ataotsika fihaonana sy fiarahabana tratry ny taona.Moa ako...
15/01/2023

Yo yo. Zany ny live. Tongava maro fa show be ndray io a.
Sady ataotsika fihaonana sy fiarahabana tratry ny taona.
Moa akory. 🤙🤙🤙🎵🎵🎵

Happy birthday LDK.
11/01/2023

Happy birthday LDK.

F.N.G.
11/01/2023

F.N.G.

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261347578406

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanainga Label - New generation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category