30/05/2026
COURS DE FRANÇAIS sy ANGLAIS
🗣️ Oral et 📝 Écrit, natao ho an’ny niveaux rehetra :
🔹 Débutant, intermédiaire, avancé sy ho an’ny olona hanomana examen (DELF sy DALF).
🌺 Ho antsika izay :
👉 Tsy mbola mahay parler mihitsy ?
👉 Mahazo izay lazain’ny olona ihany fa rehefa hamaly dia sahirana na tsy mahita ho lazaina ?
👉 Mahay manoratra fa ilay miteny mihitsy no manahirana, na koa mahay miteny fa ilay manoratra no manahirana ?
👉 Tsy sahy miresaka amin’ny olona maro be fa matahotra sao dia mandiso ?
👉 Rehefa mitady asa dia tsy voaray satria ny français parlé tsy mety mihitsy ?
👉 Mitady asa kanefa ny asa rehetra mitaky olona mahay français indrindra ilay miteny ?
📌 Izahay dia mampanao cours de français et d’anglais, parlé et écrit. Ilay miteny sy miresaka mihitsy no atao, pratique izany rehefa mianatra.
Ary ilay momba ny écrit : orthographe, dissertation madinidinika, ary ireny questions-réponses ireny (izy ity dia natao ho an’ny mpianatra universitaire indrindra indrindra).
📌 Fanazarana anao miteny sy manoratra no atao.
📌 Fanalana ireo olana rehetra (sarotra kenatra, mbola manana accent malagasy, tsy mahay construction de phrase, maro samihafa...).
Mandefasa àry hafatra miafina raha mahaliana anao izany.
Toerana: Any Tanambao Soatsiadino
Repère: arrêt-bus Totobato, làlana mankany Andraijato.
🛑 *Places limitées*
📆 Fidirana : 1-8 juin
📞 Tel : 034 39 469 38
Raha liana ianao tompoko dia miantsoa mivantana. 🙏