collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa

collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa « Une école catholique qui s'affirme, qui vit l'Évangile, éduque la personne dans son intégralité, garante de l'avenir. »

collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa  « Sekoly Katolika mijoro, miaina ny Evanjely, manabe ny olona manonto...
16/07/2026

collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa

« Sekoly Katolika mijoro, miaina ny Evanjely, manabe ny olona manontolo, antoky ny ho avy. »

Aza misalasala mampiana-janaka ao amin'ny sekoly roa tonta ry Ray aman-dreny.

collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa  collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa  Mirary soa anareo ...
05/07/2026

collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa
Mirary soa anareo rankizy amin'izao fanadinana BEPC hatrehina izao mba hahombo amin'ny anaran'i Jesoa Kristy. Matokia fa aza manahy !mivavaha hatrany .

Misaotra Mon Seigneur amin'ny fitsidihana ny collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa  .Hitondra fahasoavana ho...
22/06/2026

Misaotra Mon Seigneur amin'ny fitsidihana ny collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa .
Hitondra fahasoavana ho anay anie ny fandalovanao 🙏

Félicitations collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa    izay nibata ny amboara tamin'ny lalao famaranana (Fin...
20/06/2026

Félicitations collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa izay nibata ny amboara tamin'ny lalao famaranana (Final)ny "sports scolaires" ,izay nifanandrianany tamin'ny Saint Joseph de Cluny Tambohobe Fianarantsoa.

Isaorana Coach Mr Gilbert Nomenjanahary sy Mr tarihin'ny Sœur Directrice nikarakara ny kilonga!

Arabaina ihany koa anefa ny fa nahatratra ny lalao famaranana izany .

Mahaiza fianarana ombam-bavaka daholo rankizy !

Mirary soa hatrany amin'ireto mpilalao baolina kitra ny Collège Lucien Botovasoa ireto,amin'ny lalao famaranana  izay hi...
13/06/2026

Mirary soa hatrany amin'ireto mpilalao baolina kitra ny Collège Lucien Botovasoa ireto,amin'ny lalao famaranana izay hifanandriana amin'ny SJC Tambohombe ny 20 Jona ianao.

13/06/2026

Araho hatrany ny Pejy fa eto ny hanarahantsika ny vaovao mahakasika ny sekoly,indrindra amin'izao ankatoky ny fidiran'ny mpianatra izao.

collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa  Finoana     Fikirizana   Olom-banona Ny tontolo manodidina ny sekoly
07/06/2026

collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa
Finoana Fikirizana Olom-banona
Ny tontolo manodidina ny sekoly

Address

Anjanimalaza Andrainjato Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when collège Lucien Botovasoa Andrainjato Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category