Cours d'Anglais Rapide Madagascar - online - mora be

Cours d'Anglais Rapide Madagascar - online - mora be

Share

Natokana ho anao izay tena vao hanomboka na intermediaire

Faly mandray anao, raha te ho lasa lavidavitra kokoa ianao amin'ny santionan-desona izay omenay amin'ity pejy ity, dia manasa anao izahay hanaraka cours d'anglais, tsy misy ecolage fa droit ihany.

10/07/2021
01/07/2021

INSTA...[îns-tà]

01/07/2021

I PREPARE LUNCH
ve sa
I AM PREPARING LUNCH
???

(Raha hanaraka cours d'anglais en ligne ianao izay mbola hanomboka na efa intermediaire dia aza misalasala manantona ao amin'ny MP)

30/06/2021

Are you boring?
Fomba famakiana azy:
[AÏU BOW-RWÎN]
Are you bored?
Fomba famakiana:
[AÏU BOH-R'D]
Mankaleo ve ianao sa Leo?
Are you boring or are you bored?
Inona no zavatra mankaleo anao?
What thing makes you bored?
Inona no mahatonga anao mankaleo ny olona?
What thing makes you boring?

Azotsika tsara ve ny mampiavaka ny boring sy ny bored?
Rehefa handrara olona isika dia mampiasa avy hatrany ny DON'T

Ohatra amin'izany ary:

don't be boring = aza mankaleo
don't be bored = aza leo
don't be crazy = aza adaladala
don't do that = aza manao izany
don't make me sad = aza mampalahelo ahy.
don't make me bored = aza mankaleo ahy.

Mampiasa ihany koa isika ny MAKE rehefa hiresaka zavatra mampaninona antsika, tsy dia azotsika izy raha tsy amin'ireo ohatra ireto:

You make me laugh = mampihomehy ahy ianao
It makes me sad = mampalahelo ahy io.
They make me happy = mahafaly ahy izy ireo
My cat makes me crazy = mahadala ahy ny sakako

(raha mahatsikaritra isika dia simple present tense no fitsipika arahina amin'io, izany hoe rehefa singulier dia ampiana S ny verbe MAKE de lasa MAKES)

(Izay alohafa sao de lasa be lotra, raha misy zavatra tsy azonao dia mametraha fanontaniana eo amin'ny commentaire)
MP izay hanao cours d'anglais en ligne, droit mirary, tsy misy ecolage, mianatra ianao mandrampahay anao ary mianatra mandritra ny volana maromaro. Ndao ary fa efa maro no lasa.

29/06/2021

I HAVE BEEN TO SCHOOL!

Avy tany ampianarana aho!
(tany ampianarana aho)

ARY IANAO KOA ?
AVY TAIZA IANAO TEO?
(taiza ianao)
Mampiasa isika ny TO rehefa toerana privé na tanàna iray no avy nandehanantsika:

Ohatra:
I HAVE BEEN TO SCHOOL
= tany ampianarana aho.
Io zao sekoly, tsy toerana public ny sekoly fa toerana privé.

Mampiasa koa isika ny TO THE, raha toerana publique no avy nandehanantsika:

Ohatra:
I HAVE BEEN TO THE MARKET
= avy tany antsena aho.
Io zao tsena, tsy toerana privé ny tsena fa toerana publique.

Tonga dia HAVE BEEN avy hatrany raha adverbe de lieu no ampiasaina toy ny: There=tany ; Here=aty ; outside=ivelany ; inside=anatiny.

Ohatra:
I HAVE BEEN THERE = tany aho.
I HAVE BEEN HERE = taty aho.
I HAVE BEEN OUTSIDE = tao ivelany aho
I HAVE BEEN INSIDE = tao anatiny aho.

(manantona amin'ny message privé raha hanaraka cours en ligne)

27/06/2021

Faly mandray anao, ho anao izay mbola hanomboka ny teny anglisy na intermediaire,...
Raha te ho lasa lavidavitra kokoa ianao amin'ity lesona ity na amin'ny lesona hafa rehetra dia manasa anao izahay hanaraka cours d'anglais eto aminay, droit ihany no aloa fa tsy misy ecolage.

Ny fomba fampianaranay moa dia sceance video tahaka izao ihany,
raha mbola te hijery santionany maro ianao dia afaka mijery ity
pejy ity ary raha tapa-kevitra dia manantona avy hatrany ao
amin'ny hafatra miafina na message privé MP.

11/06/2021

PRESENT PERFECT
Le Passé du présent - Ny lasn'ny ankehitriny...

FEHEZO ARY ITY TENSE ITY ao anatin'ny 20minitra...ny fanalahidy rehetra...

Raha hanaraka cours d'anglais en ligne ianao dia manantöna haingana ao amin'ny hafatra miafina (Mp)

10/06/2021

Faly mandray anao, ho anao izay vao hanomboka na efa intermediaire amin'ny fianarana ny TENY ANGLISY, dia hararaoty fa misy PROMOTION amin'ny fisoratana anaraha fanarahana cours d'anglais en ligne, koa manantona haingana ary ao amin'ny hafatra miavina (Mp) ary aza tara fa ny valala tsy mandry indroa am-bavahady. TSY MAINTSY MAHITA HATOKONA IANAO MIARAKA AMINAY
..KA TSY MAINTSY VOAFEHY NY TENY ANGLISY...ndao ary!!!

06/06/2021

MY FIRST SENTENCE
MA PREMIERE PHRASE
NY FEHEZANTENIKO VOALOHANY

L’Auxiliaire "BE" amin'ity lesona ity isika dia hianatra ary hahay sy hahavoafehy amzay ny fampiasana ny verbe TO BE au temps PRESENT. Araho ary ny video ary henoy tsara ny fanazavana.

03/06/2021

Fampiasana ny article SOME / ANY / NO
araho ary ny video:
_ _

COURS D'ANGLAIS
Mampanao cours d'anglais izahay ho anao vao hanomboka mihintsy
(débutant sy intermediaire)

03/06/2021

Remarque kely momban'ny fampiasana ny "a lot of" / "much" / "many"
ary lesona kely momba ny FEW/ A FEW sy ny LITTLE/ A LITTLE

ary raha hiditra lalindalina kokoa ianao dia, afaka misoratra anarana, hanaraka cours en ligne. (sara-pisoratana mirary)

02/06/2021

COURS D'ANGLAIS EN LIGNE DEBUTANT MANDEFASA MP ARY RAHA HISORATRA ANARANA (saram-pisoratana anarana farak'izay mirary)

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Andrainjato Nord/Idanda
Fianarantsoa
301