29/10/2022
FOMBA FANAOVANA SAMBOSY
Zavatra ilaina
👉 300 g farine
👉 40 cl rano
👉 1 tsongo sira
👉 menaka
👉 Farine kely
*Garniture :
- 350 g hena
- 10 sakay (facultatif)
- 20 g sakamalaho
- 1/2 fehezany kotomila
- 1 fehezany tongolo maintso
- 1 tongolo oignon
- 4 cuillères à soupe menaka *FIKARAKARANA
👉 pâte :
Volavolaina miaraka aminy rano sy sira ny farine Zaraina 10 boule ny pate mitovy habe. Fisahina. Hosorana menaka sy farine. Atao galety 7 cm ny sakany dia atao mifanaingina, sady hasiana farine ihany Indray fisahina daholy izy rehetra mba ahazo rouleau iray ihany aminy rouleau patisserie. Eo aminy hateviny 10 Ã 12mm eo.
Hafanaina ny lapoaly somary matevina. Andrahoina aminy coté asvy galety Vao misy bulles dia asorina ambony afo, Tapahina ny sisiny dia sarahina moramora ny pate.
👉 garniture : Hafanaina ny menaka anay vilany. Endasina ny totokena.Hasiana tongolo oignon sy cubes. Ampiana safran 1tsongo sy épices nototoina. Afangaro. Saromana dia andrahoina aminy afo kely 10 minutes. Aloany asorina ambony afo asiana tongolo maintso sy kotomila notetehina manify. Afangaro. Tapahina ho 6 cm sakany ny pate. Asiana farce anaty pate samoussa dia omena forme triangle dia apetaka ny sisiny Hafanaina ny menaka dia endasina 5min ho doré dia vita.