Club des Jeunes Environnementaliste

Club des Jeunes Environnementaliste Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Club des Jeunes Environnementaliste, College & University, ISTE Ambalapaiso, Fianarantsoa.

 🍀Tsy mitsahatra ny mitady ireo hasoa ny Club itsika. 👉🏽Ka nisy ireo dinidinika sy fifanakalozan-kevitra niarahana t@   ...
16/04/2026



🍀Tsy mitsahatra ny mitady ireo hasoa ny Club itsika.
👉🏽Ka nisy ireo dinidinika sy fifanakalozan-kevitra niarahana t@ ny anio.
👉🏽Nasongadina tao moa ny hamozana sehatra ny mpianatra sy mahakasika ny fiaraha-miasa eo @ .
☺️✨Koa manentana antsika rehetra mba havitrika hatrany☺️

Ho ela velona anie ny 💪🏽✨

🍀 'Unir_pour_un_monde_durable 🍀 ✨Nisokatra omaly ny fiaraha-miasa eo amin'ny Université de Fianarantsoa sy ny   mba ho h...
01/04/2026

🍀 'Unir_pour_un_monde_durable 🍀

✨Nisokatra omaly ny fiaraha-miasa eo amin'ny Université de Fianarantsoa sy ny mba ho hanamaintsoana ny tontolo iainana
Ka ny nisantarana izany dia niroso tamin'ny fandiovana ny toerana izay hasina ny , ka mbola nitohizana anio ny fandiovana ny toerana, ary nandraisan'ireo mpikambana anjara izany 🍀Ny tanjona moa dia ny mba hanomenaza lanja fifandraika amin'ny fianarana ( ) ary mba hanamerenana ny fahamaintsoana

Ho ela velona anie ny

🍀‎Miarahaba antsika rehetra🙏🏽☺️‎✨ Tontosa androany ny "Assemblée Générale"CLUB DES JEUNES ENVIRONNEMENTALISTE ISTE .‎🙏🏻M...
28/03/2026

🍀‎Miarahaba antsika rehetra🙏🏽☺️
‎✨ Tontosa androany ny "Assemblée Générale"
CLUB DES JEUNES ENVIRONNEMENTALISTE ISTE .
‎🙏🏻Mankasitraka an'ireo tonga rehetra namaly ny antso .Misaotra an'ireo mpikambana vaovao sy tranainy ihany koa ny amin'ny fahatongavana 🙏🏻
‎Nisy moa ny fampahafantarana mahakasika ny fikambanana .
✅Teo ihany koa ny fanolorana loka hoan'ilay nahazo ny fifaninanana Logo ny CJE 🍀


‎❤Mankasitraka ny amin'ny fizarana hafatra sy fanatsarana izay narosony Zoky teo aloha🙏🏽
Mirary soa ny mpikambana ao amin'ny birao vaovao hahaleo hahalasana ; hahavita bé amin'ny adidy sy ny andraikitra❤

‎Hoan'ireo izay mbola maniry ny hanatevin-daharana dia mbola mandray anreo ny CLUB DES JEUNES ENVIRONNEMENTALISTE, koa tongava misoratra anarana ✍️ 💚

‎🙏🏻💚Hiroborobo hatrany anie ny CLUB DES JEUNES ENVIRONNEMENTALISTE 💚🙏🏻
‎🌳💚S'unir pour un monde durable💚🌳

🛑 CONCOURS LOGO CJE 🛑✨Ireto no logo voaray ampelatanana tamin'ireo mpifaninana👉🏽Izay mahazo "réaction" betsaka indrindra...
21/03/2026

🛑 CONCOURS LOGO CJE 🛑

✨Ireto no logo voaray ampelatanana tamin'ireo mpifaninana

👉🏽Izay mahazo "réaction" betsaka indrindra no lany Logo ny CJE 🍀

🛑 Assemblée générale CLUB DES JEUNES ENVIRONNEMENTALISTE 🍀 🗓️. Samedi le 28 Mars 2026 à 8h
20/03/2026

🛑 Assemblée générale
CLUB DES JEUNES ENVIRONNEMENTALISTE 🍀

🗓️. Samedi le 28 Mars 2026 à 8h

🛑CONCOURS de LOGO✨ CLUB DES JEUNES ENVIRONNEMENTALISTE 🍀👉🏽Ho antsika Mention Environnement ato  amin'ny ISTE✅Ny date fan...
11/03/2026

🛑CONCOURS de LOGO

✨ CLUB DES JEUNES ENVIRONNEMENTALISTE 🍀

👉🏽Ho antsika Mention Environnement ato amin'ny ISTE
✅Ny date fanombona ny Zoma 13 Martsa 2026

✅Mifarana ny 20 Martsa 2026 izao

NB:
Ho an'izay handray anjara dia midira afatra miafina (MP) "compte Facebook"

👉🏽Marc Tsilailay

Address

ISTE Ambalapaiso
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club des Jeunes Environnementaliste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share