16/06/2026
๐๐ผ๐ฅฐ
Ramatoa lehibenโny faritra bongolava Faratiana Safeno Victoire Manampisoa sy ny mpiara-miasa aminy dia mirary soa sy fahombiazana ho an'ireo mpianatra hihatrika ny fanadinam-panjakana CEPE 2026 izay ho tanterahina rahampitso Talata 16 Jona 2026.
Mahombiaza rankizy๐๐๐
"๐๐๐ฃ๐ค๐ข๐ ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐ค ๐จ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐ฏ๐๐ฎ ๐ก๐๐ก๐๐ฃ-๐ ๐๐ก๐๐๐๐ฃ๐๐ค ๐ผ๐๐ค ; ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐ฃ๐๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐จ๐ค๐ ๐ค ๐ ๐ ๐๐๐ฃ๐ค๐ก๐ค-๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐ค ๐ผ๐๐ค" (Sal 32:8)