Lycée Privé EZAKA - Fenoarivo Alakamisy Atsimondrano

Lycée Privé EZAKA - Fenoarivo Alakamisy Atsimondrano LYCEE PRIVE EZAKA
Fenoarivo - Atsimondrano,
Fahaizana - Fahendrena - Fitiavana (Un établissement scolaire fondé en 1996)

📸 Retour en images sur les équipes participantes au tournoi de football des Journées de l’École. Engagement, esprit d’éq...
28/02/2026

📸 Retour en images sur les équipes participantes au tournoi de football des Journées de l’École. Engagement, esprit d’équipe et belle ambiance étaient au rendez-vous !
Lycée Privé EZAKA - Fenoarivo Alakamisy Atsimondrano

⚽🏆 Anisan’ny hetsika nandritra ny Andron’ny Sekoly ny herinandro lasa teo ny lalao baolina kitra nifanandrinan’ireo mpia...
28/02/2026

⚽🏆 Anisan’ny hetsika nandritra ny Andron’ny Sekoly ny herinandro lasa teo ny lalao baolina kitra nifanandrinan’ireo mpianatra ato amin'ny Lycée Privé EZAKA - Fenoarivo Alakamisy Atsimondrano.
Fotoana iray nampiroboroboana ny soatoavina entin’ny fanatanjahantena izany, toy ny firaisankina, ny fifanajana, ny faharetana ary ny toe-tsaina ara-panatanjahantena.

---
La semaine dernière, toujours dans le cadre des Journées des Écoles, les élèves se sont retrouvés autour d’un tournoi de football, dans une ambiance à la fois joyeuse et dynamique. Ce temps fort a été l’occasion de partager les valeurs du sport : la solidarité, le respect, la persévérance et le plaisir de jouer ensemble.

🧪 Isan’ny nanamarika ihany koa ny fankalazana ny Andron’ny Sekoly farany teo ireo fampirantiana maro samihafa nentin’ire...
25/02/2026

🧪 Isan’ny nanamarika ihany koa ny fankalazana ny Andron’ny Sekoly farany teo ireo fampirantiana maro samihafa nentin’ireo mpianatra.

Naseho tamin’izany ireo fitaovana ampiasaina amin’ny taranja Physique-Chimie, ireo karazana zava-maniry sy vato, ny maquette-n’ny Sekoly, ary koa ireo sarintany isan-karazany, sy fitaovana pedagojika hafa, izay samy naneho ny fahaiza-mamorona sy ny fahavononan’ny mpianatra amin’ny fianarana.

Ny faran'ny herinandro lasa teo no nankalaza ny Andron’ny Sekoly 2026 ny Lycée Privé EZAKA - Fenoarivo Alakamisy Atsimon...
25/02/2026

Ny faran'ny herinandro lasa teo no nankalaza ny Andron’ny Sekoly 2026 ny Lycée Privé EZAKA - Fenoarivo Alakamisy Atsimondrano.

Tahaka ny fanao isan-taona dia notanterahina ny hetsika Ezak’art Gasigasy, andiany faha-10, izay natao hanomezana lanja ny kolontsaina amin’ny ankapobeny, ary indrindra ny kolontsaina malagasy, tamin’ny alalan’ny dihy, hira, tantara an-tsehatra sy karazana seho ara-kanto maro samihafa.

Niavaka manokana anefa ny tamin’ity taona ity, satria tonga nanome voninahitra ny lanonana ny Chef Zap Fenoarivo, ny Ben’ny Tanànan’ny Kaominina Fenoarivo, ary ireo mpiara-miasa aminy.

🇲🇬 Fankalazana ny andron'ny Sekoly 2026 🇲🇫 Célébration de la journée des écoles 2026
16/02/2026

🇲🇬 Fankalazana ny andron'ny Sekoly 2026
🇲🇫 Célébration de la journée des écoles 2026

🏊Tafiditra amin'ny taranja fanatanjahantena izay ataon'ireo mpianatra 6e sy 5e ny filomanosana.La natation figure parmi ...
24/11/2025

🏊Tafiditra amin'ny taranja fanatanjahantena izay ataon'ireo mpianatra 6e sy 5e ny filomanosana.
La natation figure parmi les activités d’Éducation Physique et Sportive que nous proposons à nos élèves de 6e et de 5e.

Mandray ny toromarika rehetra araka izany ny mpianatra rahampitso amin'ny 07 ora maraina.
28/09/2025

Mandray ny toromarika rehetra araka izany ny mpianatra rahampitso amin'ny 07 ora maraina.

🌕 ECLIPSE LUNAIRE Amin'ny Alahady izao Dia asaina re ianao,Mba haharitra hijery Ny volana eny ambony eny...Fa hotakonan'...
07/09/2025

🌕 ECLIPSE LUNAIRE

Amin'ny Alahady izao
Dia asaina re ianao,
Mba haharitra hijery
Ny volana eny ambony eny...

Fa hotakonan'ito tany,
hono, ny volana am'izany
Hanjary mena toy ny rà
Ka moa tsy mahaliana va ?

Ao anatin'ny ora enina
Raha ny vaovao notenenina,
Ny fivoaran'ity tranga
Aoka hazava : tsy mahajamba !

Koa aza mety adalaina
Fa tsisy fitaovana ilaina
Manokana hijerevana azy,
Fa ny maso roa dia ampy!

Tsy mila koa mankany am-pita
Vao hoe ho afaka hahita,
Fa anisan'ireo manan-jara
Hahita i Madagasikara !

Koa amin'io fotoana io
Ny jiro an-tokontany piho,
Dia andeha hiaraka isika
Hijery ity tranga tsy fahita!

Lisiarimalala Ammi

https://www.facebook.com/share/p/14HY2L5pLYy/

🎓 Résultats du Bac 2025✅ 25 candidats présentés👏 16 admis – soit 64% de réussite (A2 : 14/22, A1 : 2/3)🎉 Bravo à nos nou...
24/08/2025

🎓 Résultats du Bac 2025
✅ 25 candidats présentés
👏 16 admis – soit 64% de réussite (A2 : 14/22, A1 : 2/3)

🎉 Bravo à nos nouveaux bacheliers pour cette belle réussite !
💪 Courage à ceux qui n’ont pas encore franchi l’étape : ce n’est qu’un pas de plus dans le chemin de l’apprentissage et de la réussite.

Pour celles et ceux qui se demandent à quoi ressemblent nos salles de classe, voici un petit aperçu ! 📸 Lycée Privé EZAK...
20/08/2025

Pour celles et ceux qui se demandent à quoi ressemblent nos salles de classe, voici un petit aperçu ! 📸
Lycée Privé EZAKA - Fenoarivo Alakamisy Atsimondrano

  Pour la rentrée septembre 2025, nous recrutons un(e) professeur de mathématiques pour des classes du niveau III (nivea...
18/08/2025


Pour la rentrée septembre 2025, nous recrutons un(e) professeur de mathématiques pour des classes du niveau III (niveau lycée).
Plus de détails en MP.

Address

Lot FVM 74 Fenoarivo Atsimondrano 102 (à 100m De L'hôpital Fenoarivo)
Fenoarivo
102ANTANANARIVO-ATSIMONDRANO

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261345308828

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Privé EZAKA - Fenoarivo Alakamisy Atsimondrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category