01/06/2022
Cours de vacance miavaka ho an'ny zanak'i agnambahy tsy ankanavaka. Anglais sy français tsisy safidy, izy miaraka so anaty ny roa volana amin'ny droit 35000 ar fotsiny + boky misy ny fampianarana zaraina fotsiny+ certificat avy any amin'ny ABC school Ambohipo Tananarivo. Fisoratana anarana ety Ambalitazara eo amin'ny sampanana mankany amin'ny teknika. Na antsoy ny 034 82 240 69 raha mila fanazavana fanampiny.