30/06/2023
👋🙏 VELOMA🙏 Ho mandram-pihaona fa tsy ho mandrakizay
"Lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra"
Ianareo rehetra:
- mpampianatra
- mpianatra
- Ray aman-dreny
- mainty molaly
Sy ianareo rehetra niaraniasa tamiko nandritra ny taona maromaro, ianareo namana nifanerasera tamiko,
Na Dia tiantsika aza ny hiaraka dia voatery tsy maintsy hisaraka.
Souvenir be ho ahy tsy ho hadino mandrakizay ianareo fianakaviam-ben'ny LPSCOF.
Ataovy ho filamatra tsika mandrakariva ny hoe:
"" Rehereheko ny sekoliko, reherehan'ny sekoliko aho ""
Dia mangataka ny tsodrano sy vavaka avy aminareo rehetra aho mba hahavita ny adidy mbola miandry ahy koa
Izaho koa hivavaka ho anareo lalandava
🙏🙏👋 Veloma 👋🙏🙏