Chambre de commerce, I Analanjirofo

Chambre de commerce, I Analanjirofo Etablissement Public

CHAMBRE DE COMMERCE ET D'INDUSTRIE ANALANJIROFO- FIER MADAMandray anjara amin'ny Foire Fier Mada 2026 ny CCI Analanjirof...
05/08/2026

CHAMBRE DE COMMERCE ET D'INDUSTRIE ANALANJIROFO- FIER MADA

Mandray anjara amin'ny Foire Fier Mada 2026 ny CCI Analanjirofo, miaraka amin'ny solontenan'ireo Coopérative, manomboka ny 05 ka hatramin'ny 09 Aogositra 2026.

Manasa antsika rehetra hitsidika ny Stand, ahafahanao mahita sy mankafy ireo vokatra mampiavaka ny Faritra Analanjirofo.

Tongava maro ary tsidiho ny Stand n°35.
Faly izahay handray anareo!

13/07/2026

FAMPAHAFANTARANA HO AN'NY MPANDRAHARAHA

Mampahafantatra ny Chambre de Commerce et d'Industrie Analanjirofo (CCI Analanjirofo) fa efa misy ny Karatra Famantarana Kaonsilera (Carte d'Identité Consulaire) natokana ho an'ireo Mpandraharaha (Opérateurs Économiques).

Ity karatra ity dia natao hanamafisana ny maha-matihanina sy ny maha-ara-dalàna ny asan'ny mpandraharaha ary hanamorana ny fifandraisana amin'ireo mpiara-miombon'antoka sy sampan-draharaha isan-karazany.

Tombontsoa azo amin'ny fananana ny Karatra

- Manamarina fa mpandraharaha voasoratra sy mpikambana amin'ny CCI Analanjirofo ianao.
- Manamafy ny fitokisan'ny mpiara-miombon'antoka aminao sy ny sampan-draharaham-panjakana.
- Manamora ny fifandraisana sy ny fikarakarana raharaham-pandraharahana.
-Manome fahafahana hahazo ireo tolotra omen'ny CCI Analanjirofo, toy ny: fiofanana, fampahafantarana ara-toekarena, fanohanana ny fandraharahana, fitadiavana lalam-barotra sy tsena.

Taratasy ilaina
*Photocopie CIN;
*Sary tapaka (photo d'identité);
*Photocopie Carte Statistique;
*Photocopie Carte Fiscale (NIF);
*Photocopie Registre du Commerce et des Sociétés (RCS), raha misy.

Saran'ny Karatra : 20 000 Ariary

Manasa ireo mpandraharaha rehetra izay mbola tsy manana ity karatra ity mba hanatona ny CCI Analanjirofo haka izany.

Fitaovana iray manampy amin'ny fanamafisana ny maha-matihanina sy ny fampandrosoana ny asanao izy ity ka aza misalasala haka izany.

Avenue Indépendance, Ambataria, Fénerive-Est
034 26 153 70
[email protected]

13/07/2026
AVIS DE LOCATION DE BUREAULa Chambre de Commerce et d'Industrie Analanjirofo (CCI Analanjirofo) met à votre disposition ...
04/07/2026

AVIS DE LOCATION DE BUREAU

La Chambre de Commerce et d'Industrie Analanjirofo (CCI Analanjirofo) met à votre disposition un bureau situé au 1er étage de son siège.

Vous êtes une entreprise, une société, un projet, une ONG ou toute autre organisation à la recherche d'un espace de travail professionnel, accessible et propice au développement de vos activités ?
Cette opportunité est faite pour vous.

📍 Avenue de l'Indépendance Ambataria, Fenerive-Est

Pour toute demande d'information ou pour organiser une visite, veuillez nous contacter :

📞 034 26 153 70
✉️ [email protected]

Arrété n°040-2026/MID/REG/AROFOFixant les dates d'ouverture et les conditions générales de commercialisation de la Vanil...
04/07/2026

Arrété n°040-2026/MID/REG/AROFO
Fixant les dates d'ouverture et les conditions générales de commercialisation de la Vanille verte et preparée pour la campagne 2026 dans la Région Analanjirofo

𝐓𝐄𝐑’𝐄𝐂𝐎 𝟐𝟎𝟐𝟔 – 𝐋𝐚 𝐫𝐞𝐧𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐞́𝐜𝐨𝐧𝐨𝐦𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐨𝐜𝐞́𝐚𝐧 𝐈𝐧𝐝𝐢𝐞𝐧📅 16 et 17 septembre 2026 📍 Saint-Denis, La RéunionTER’ECO réu...
23/06/2026

𝐓𝐄𝐑’𝐄𝐂𝐎 𝟐𝟎𝟐𝟔 – 𝐋𝐚 𝐫𝐞𝐧𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐞́𝐜𝐨𝐧𝐨𝐦𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐨𝐜𝐞́𝐚𝐧 𝐈𝐧𝐝𝐢𝐞𝐧

📅 16 et 17 septembre 2026
📍 Saint-Denis, La Réunion

TER’ECO réunira entreprises, collectivités, institutions et décideurs économiques autour des enjeux de développement des territoires et des opportunités d’affaires dans l’océan Indien.

- Développez votre réseau
-Valorisez votre activité
- Rencontrez des partenaires et décideurs
- Créez de nouvelles opportunités commerciales

🔗 Réservation de stand : https://inscription.eventgo.fr/events/show/17

🌐 Plus d’informations : https://tereco.org/

✦ FAMPAHAFATARANA MOMBA NY FISOKAFAN’NY TAOM-PIOTAZANA LAVANILA 2026-2027 ✦Araka ny Arrêté Interministeriel laharana fah...
20/06/2026

✦ FAMPAHAFATARANA MOMBA NY FISOKAFAN’NY TAOM-PIOTAZANA LAVANILA 2026-2027 ✦

Araka ny Arrêté Interministeriel laharana faha-21366/2026, dia hisokatra amin’ireto daty manaraka ireto ny taom-piotazana lavanila 2026-2027 ato amin’ny Faritra Analanjirofo :

📍 Zone littorale : 04 Jolay 2026

📍 Zone basse et intermédiaire : 10 Jolay 2026

📍 Zone montagneuse : 20 Jolay 2026

11/06/2026
✦ LANONANA OFISIALY: FAMINDRAM-PITANTANANA Tontosa anio 10 Jona 2026 ny lanonana ofisialy famindram-pitantanana teo amin...
10/06/2026

✦ LANONANA OFISIALY: FAMINDRAM-PITANTANANA

Tontosa anio 10 Jona 2026 ny lanonana ofisialy famindram-pitantanana teo amin'ny Tale Mpanatanteraka ato anivon’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria Analanjirofo.

Ity fotoana ity no nametrahana amin'ny fomba ofisialy an'Atoa Dr. MAMY ELIZARA Jaëckel François ho Tale Mpanatanteraka vaovao.

Notronin’ireo manam-pahefana sy mpiara-miombon’antoka isan-tsokajiny ny fotoana, izay mariky ny fitohizan’ny asa sy ny fanamafisana ny fampandehanan-draharaha ho an'ny fampandrosoana ny CCI Analanjirofo.

Miarahaba sy mirary fahombiazana feno ho an'ny Tale Mpanatanteraka vaovao amin'ny adidy sy andraikitra izay ho sahaniny.

Address

Avenue De L'Independance
Fénérive-Est

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chambre de commerce, I Analanjirofo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Chambre de commerce, I Analanjirofo:

Shortcuts

Share

Category