22/12/2024
Hello everyone.
Ndraiky2 olana eo amin'ny fiainana ny tsy fahaizana LANGUES ka nohon'ny izany aza misalasala magnatogno centre tsika AO amin'ny FJKM TANIKENTSA. Miaraka amin'ny CO.BU.TO LC ( COMMUNICATION, BUSINESS AND TOURISM LANGUAGES CENTER).
efa Maro ireo mpianatra navoakanay tato amin'ny centre.izahay ATO ihany Koa dia mampianatra technique de guidage ho an'ny izay manana faniriana ho mpitarika ireo vahiny mpizahatany eto atoerana fa indridra2. Agnisan'ny mampihavaka zahay ato koa dia manao EXCURSION isambolana. Mitsidika ireo toerana mahasarika mpizahatany am faritra antsiranana.Amin'ny CO.BU.TO LC ihiany koa dia nananganana FIKAMBANANY mpianatra izay nandalina fianarana tato aminay mba itazomana ireo mpianatra s'y fanamafisana ny firaisakina izay nisy tamin'izy ireo Ary afahana mifanampy am mpianatra Samy mpianatra Ary fanamafisana ny fifandraisana ihany Koa.
Fehim-potoana ianaranao aminay dia maharitra 6 volana ka miafara amin'ny fanomezana certificat am farany volana ianarana.
Dia ireto avy ireo langues hita aminay ato ANGLAIS, FRANÇAIS Ary ITALIEN.
Afaka fotoana vitsivitsy dia handray mpianatra vaovao sy ampiboaka ireo mpianatra izay mianatra ato ireo farany promotion ireo izahay ATO amin'ny cobuto LC ka magnetagna Atsika jiaby agnaraka tsy tapaka ny page tsika afanao s'y afatsika mahazo informations makasika zahay ato.
Ary mangataka am tsika ray amandreny zanaka, zoky s'y zandry mba andefa zanaka tsika na zandry tsika...Ary hi-partage.
Omana diany izao ny ho avy tsika makasitraka.