Collège Privé Avotra Antsiranana I

Collège Privé Avotra Antsiranana I

Share

Collège/lycée Privé AVOTRA Antsiranana

06/10/2025

Chers Parents
Nous vous informons que l'établissement est. fermé jusqu'à nouvel ordre.
Merci pour votre compréhension.

05/10/2025

Hoan' ny Ray aman-dreny sy ny mpampianatra
Nohon'ny toe-draharaha mbola mafampana eto amintsika dia mbola miato ny fampianarana rahampitso alatsinainy 6 octobra 2025.Ho enontsika miandalana eo ny tohiny fampianarana
Misaotra hoy ny Tale

01/10/2025

Filazana.
Ho an'ny Ray aman-dreny sy ny mpampianatra .Hita fa mbola mafana ny grevy eto amintsika amin' izao fotoana izao.Mba hialana amin'ny korotan-tsaina dia amin'ny alatsinainy 06 oktobra 2025 ho avy izao vao miverina mianatra isika.
Misaotra hoy ny Tale.

30/09/2025

Ho an'ny Ray aman-dreny sy mpampianatra. Mbola miato ny fianarana ny rahampitso ,alarobia,01 oktobra 2025.Ho hitantsika miandalana ny fotoana hiverenana mianatra aty an-tsekoly.
Misaotra hoy ny Tale

30/09/2025

Ho an'ny RAD sy mpampianatra ato amin'ny sekoly AVOTRA. Miverina mianatra ny mpianatra rahampitso, alarobia, 1 oktobra 2025.
Misaotra hoy ny Tale.

28/09/2025

Ho an'ny Ray aman-dreny sy ny mpiara miasa hajaina. Nohon'ny toe-draharaha izay misy eto amin'ny firenena dia miato aloha ny fianarana ny alatsinainy sy talata ho avy izao (29 sy 30 septambra 2025).Ho henontsika miandalana ny fotoana hamerenana ny fianarana.
Misaotra hoy ny Tale.

01/03/2025

Big shout out to my newest top fans! Rinah RH, Ella Raz, Yolande la Sim, Hayoub Mohamed, Rucky Sebasny Saula, Hanitriniaina Marie Emma, Nathanaelle Chrisney La Forte, Wendy Nesca, Dressia Luchrécia, Ald Ama, Tatiana Saula, Be Antonio, Zahara Romi, Noor Rahmah, Nanie Moze, Jessica Dir

25/01/2025

Photos from Collège Privé Avotra Antsiranana I's post 12/01/2025

✨ Revivez en images la fête d'anniversaire de notre chère école – Partie 3 ! 🎉 Un carnaval haut en couleurs qui a illuminé toute la ville et partagé notre immense bonheur en ce jour inoubliable ! 🥳🎭🎈 Nos élèves ont redoublé de créativité : des gendarmes prêts à "garder" l'ambiance, des médecins venus "soigner" la fête, des diplômés universitaires avec des rêves "au sommet", des sportifs qui ont "marqué des points" et des tenues traditionnelles malgaches qui ont "tissé" un lien avec nos racines. 🇲🇬✨ Et ce n’est pas tout ! Certains costumes étaient si originaux qu’on cherche encore leur mode d’emploi… mais une chose est sûre : tout le monde a fait sensation ! 😄🎉 Restez connectés, les versions vidéos arriveront dans quelques jours ! 🎥⏳

Photos from Collège Privé Avotra Antsiranana I's post 05/01/2025

✨ Revivez en images les moments inoubliables du 40e anniversaire de notre chère école 🎉 (partie 2). Toute l’équipe de l’école Avotra vous souhaite une merveilleuse année remplie de bonheur, de succès et de belles surprises 🌟💖 !

Photos from Collège Privé Avotra Antsiranana I's post 30/12/2024

🎥 Retour en images sur le 40ᵉ anniversaire du collège privé Avotra, première partie. 🎉✨ Bonne fête de fin d'année à toutes et à tous ! 🎄🎁

Want your school to be the top-listed School/college in Diégo-Suarez?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address

Lazaret Avotra
Diégo-Suarez
201

Opening Hours

Monday 07:30 - 11:30
14:30 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00