02/08/2026
🇫🇷 📢 CALENDRIER DE PAIEMENT DES BOURSES 2025–2026
Le calendrier de paiement des bourses d’études 5ème mois des niveaux M2, M1, L3, L2 et L1 à la TG Mahajanga est comme suit.
🗓️ Période de paiement : du 05 au 28 août 2026
👉 Les étudiants sont invités à consulter et à respecter attentivement les dates et horaires correspondant à leurs établissements.
📄 Documents nécessaires pour le paiement :
• Carte d'étudiant ou document attestant votre inscription ;
• Demande de paiement ;
• CIN ou Certificat administratif ;
⚠️ Ne pas oublier votre code PIN Wallet Trésor lors du retrait de la bourse.
🇲🇬 📢 TETIANDRO FANDOA NY VATIM-PIANARANA TAONA 2025–2026
Ity ny tetiandro fandoavana ny vatsim-pianarana volana faha-5 ho an'ny mpianatra taona M2, M1, L3, L2 ary L1 ao amin'ny Tahirim-bolam-panjakana (TG) Mahajanga.
🗓️ Vanim-potoana fandoavana : ny 05 ka hatramin'ny 28 aogositra 2026.
👉 Asaina ny mpianatra mamaky tsara sy hanaja ny daty, ny ora voatondro ho an'ireo sampam-pianarana misy azy.
📄 Taratasy ilaina amin'ny fandraisana ny vatim-pianarana
* Karatry ny mpianatra na taratasy manamarina ny fisoratana anarana ;
* Taratasy fangatahana fandoavana (Demande de paiement) ;
* Karapanondrom-pirenena (CIN) na Taratasy fanamarinana ara-pitantanana (Certificat administratif).
⚠️ Aza adino ny kaody PIN an'ny Wallet Trésor, satria ilaina izany amin'ny fakana ny vatim-pianarana.