Allah est l'unique Dieu aucun Dieu en dehors de Lui

Allah est l'unique Dieu aucun  Dieu en dehors de Lui

Share

Longonao Zacko Hachim

07/05/2026

👋Assalam anlaykoum wa rahmatoullah wa barakatouh

🗓️Efa fotoana kely izao no sisa andrasana mialohan'ny Idoul-adha na fetin'ny fanaovana SORONA, ■Izany dia ho famaliana ny antson'Allah, sy ny ho fifaliana ary Swadaqah ho an'ireo Mpino Islamo sahirana.

☝️Koa ankino aminay ny fanamoràna ny SORONA-nao izay hanataonay ho amin’ny anaranao izany, Ary hozarainay amin’ireny izay mendrika ny hisitraka izany incha'Allah 💓.

☑️Dia ho anareo izay liana amin'ny fanaovana SORONA sy fanampiana, 👉Na izay te hanao SORONA ho an'ireo havana sy fanampiana ireo namana tena sahirana eto Madagasikara,▪︎Ka maniry hanolotra sorona Biby iray na maromaro izany ho anao ianao.

👤Dia Indro àry izahay ka vonona hifanampy amin'ny fanamorànao izany hataonay amin'ny anaranao miaraka amin'ny fanehoan-kevitra ho porofoinay amin'ny sary sy video Incha'Allah.

🛑Ny Biby mety tapahina arakin'ny Sounnah

▪QOURBANI 1446H/ 2025

🐑Ondry: 200.000Ar / 40€
🐐Osy :160.000Ar / 32€
🐂 Omby 1.400.000Ar/ 200€

🤳Donc Envoyés sur
🤳Numéro +26132 81 550 06
+26134 16 411 43
👤Nom et Prénom: ✍️OUMBAID Abdou Rachimo

🤲Wa Djazakoumou'Allah khair

07/05/2026
15/03/2026

Mandraisa anjara amin'ny Swadaqah na dia 1.000Ar aza hoan'ny CONVERTI eto BETSIMIRANJAGNA
275.000Ar
Mandray famorina sy fizarana ny Zakatou Al-fitr ihany koa izahay dia 3kg Vary na 13.000Ar hividiana Vary

🤳 032 81 550 06
🤳 034 16 411 43

26/02/2026

Mandraisa anjara amin'ny Swadaqah hoan'ny CONVERTI eto BETSIMIRANJAGNA
032 81 550 06/034 16 411 43

Photos from Allah est l'unique Dieu aucun  Dieu en dehors de Lui's post 17/07/2025
Photos from Vendeur  Boutiques Oumbaid's post 17/07/2025
04/06/2025

👋Assalam anlaykoum wa rahmatoullah wa barakatouh

🗓️Efa ora izao no sisa andrasana mialohan'ny Idoul-adha na fetin'ny fanaovana SORONA, ■Izany dia ho famaliana ny antson'Allah, sy ny ho fifaliana ary Swadaqah ho an'ireo Mpino Islamo sahirana.

☝️Koa ankino aminay ny fanamoràna ny SORONA-nao izay hanataonay ho amin’ny anaranao izany, Ary hozarainay amin’ireny izay mendrika ny hisitraka izany incha'Allah 💓.

☑️Dia ho anareo izay liana amin'ny fanaovana SORONA sy fanampiana, 👉Na izay te hanao SORONA ho an'ireo havana sy fanampiana ireo namana tena sahirana eto Madagasikara,▪︎Ka maniry hanolotra sorona Biby iray na maromaro izany ho anao ianao.

👤Dia Indro àry izahay ka vonona hifanampy amin'ny fanamorànao izany hataonay amin'ny anaranao miaraka amin'ny fanehoan-kevitra ho porofoinay amin'ny sary sy video Incha'Allah.

🛑Ny Biby mety tapahina arakin'ny Sounnah

▪QOURBANI 1446H/ 2025

🐑Ondry: 200.000Ar / 40€
🐐Osy :160.000Ar / 32€
🐂 Omby 1.000.000Ar/ 200€

🤳Donc Envoyés sur
🤳Numéro +26132 81 550 06
+26134 16 411 43
👤Nom et Prénom: ✍️OUMBAID Abdou Rachimo

🤲Wa Djazakoumou'Allah khair

Want your school to be the top-listed School/college in Ambilobe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Ambilobe